Kojakoja ho an’ny zazakely sy ny ankizy amin’ny vidiny mirary sy tsara kalitao no amidy mandritra ny Baby Shopping. Manomboka amin’ny 1000 Ariary izany. Continuer la lecture
Auteur lynda
FIKAMBANANA AFAMPO: “Hanandratra ny olombelona amin’ny maha olona azy”
Tsy ny tontolo iainana ihany no simba eto Madagasikara fa ny tontolom-piarahamonina ihany koa, hoy ny filohan’ny fikambanana AFAMPO (Antoky ny Fanabeazana ny Mponina), Tavandrena Paulin. Continuer la lecture
MANDA S.A: Azo jifaina mandritra ny FEPA ny vokatra vaovao
Anisany mpanohana ny FEPA ny orinasa Manda SA sy ny restaurant Manda Sea Food. Ho hita mandritra ny efatr’andro ireo hazandranomasina manta, voakirakira araky fenitra iraisampirenena nahafantarana ny orinasa hatramin’izay. Continuer la lecture
FEPA 2019: Mahaliana ireo zava-baovao
“Fototry ny fampandrosoana maharitra ny fiompiana, ny jono ary ny fambolena”. Io no lohahevitra iompanan’ny tsenaben’ny fiompiana, ny jono ary ny fambolena (FEPA). Continuer la lecture
FANOHANANA NY BAREA: Namaly ny antso ireo mpiara-miombon’antoka hafa
Hilalao am-pitoniana ny Barea mandritra ny lalao iadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny lalao baolina kitra (CAN 2019), atao any Egypte. Continuer la lecture
MPIASAN’NY FARITRA BONGOLAVA: Efa ho dimy volana tsy nandray karama
Tsy nandray karama nandritra ny 5 volana ireo mpiasa 20 eo anivon’ny Faritra Bongolava. Mpiasa tsy raikitra (ECD) miisa 20 no tsy nahazo ny tambim-karamany nanomboka ny volana janoary no mankaty. Continuer la lecture
FIFIDIANANA SOLOMBAVAMBAHOAKA: Ny mpifidy indray no tsy tonga
Tsy ao anaty lisi-pifidianana kanefa efa nifidy tamin’ny fifidianana filohampirenena 2018. Nahitana tranga tahaka izany teny amin’ny biraom-pifidianana EPP Ambatofotsy Gara, kaominina Tsiafahy ny marainan’ny fifidianana solombavambahoaka, ny 27 mey 2019. Continuer la lecture
FAMARANANA NY GRANDE BRADERIE: Mbola betsaka ny fanomezana ho an’i Neny
Manararaotra ny mpangalatra rehefa vory vahoaka. Mpangalatra entana roa no tratra tao amin’ny hetsika ara-barotra Grande Braderie de Madagascar, teny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina. Continuer la lecture
ONIVERSITE HPI-MASCA: Mpianatra 45 hamorona asa
Tontosa soamantsara ny famoahana amin’ny fomba ofisialy ireo tarika indray nihira andiany faha-3 avy ao amin’ny Université polytechnique d’Avarandrano – HPI MASCA. Continuer la lecture
ONG MEDAIR: Andao hanavotra an’i Tsiveregna
Sarobidy ny olombelona tsirairay ho an’ny ONG Medair. Nampahafantarina ny 23 mey 2019 teny Antaninarenina ny hetsika « réveillons l’humani-terrien en nous » ho tanterahin’ ity ONG iraisampirenena ity ho famonjena ireo Malagasy tafalatsaka ao anatin’ny fahasahiranana sy marefo noho ny loza voanjanahary. Continuer la lecture











