Catégorie Actus



WIKICHALLENGE 2023: EPP Behenjy, ao anatin’ireo sekoly 3 eto Afrika nahazo ny loka iraisampirenena


Sekoly miisa 100 miparitaka amina firenena afrikana 10 no nandray anjara tamin’ny WikiChallenge 2023. Sekoly telo (03) tamin’ireo no voasafidy hahazo ny loka goavana. Ao anatin’izany i Madagasikara tamin’ny alalan’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra (EPP) Behenjy, ny  sekoly Oued Chiaf ao Maroc ary ny sekoly ambaratonga fototra  Ras El Oued Smar Tataouine ao Tunisie. Continuer la lecture


GTAE – GSDM : Le guide pour l’évaluation de l’agroécologie est présenté à Madagascar


Solution pour la dégradation du sol. « La seule façon de reconstituer la fertilité du sol et le milieu c’est à travers des pratiques agroécologiques », affirme Laurent Levard, Agroéconomiste au siège du Gret à Paris, lors de l’atelier de présentation du Guide pour évaluation de l’Agroécologie aux éditions du GRET et QUAE en Févier 2023. Continuer la lecture


FMF : Atao tsy ho ela ny fifidianana ireo mpitantana isan-tsokajiny


Hiitatra roa volana ny fitaom-piasan’ny komity mpanatanteraka (CE). Taorian’ny fivoriana niarahan’ny FIFA sy ny Federasiona Malagasy ny baolina kitra (FMF) tamin’ny volana martsa 2023 dia anjaran’ny vaomiera mahaleotena roa ( Commission Electorale sy commission de recours) misahana ny fifidianana eo anivon’ny FMF no mamaritra ny tetiandro hanaovana fifidianana isan-tsokajiny. Eo ny  seksiona 101, ligy 22, mpikambana ao amin’ny komity mpanatanteraka miisa 11. Continuer la lecture