Mariky ny faha-10 taona. Nampahafantarina androany 10 janoary 2020 teny Antaninarenina ny fiarahamiasa eo amin’ny orinasa Telma amin’ny alalan’ny Mvola sy ny banky BMOI Madagascar. Manomboka izao dia mihatsara ny kalitaon’ny filan-draharaha omen’ny roa tonta ny mpanjifa noho ny vokatra “bank to wallet” na “wallet to bank”. Continuer la lecture
Catégorie Actus
SECES ANTANANARIVO : Mbola santionany ny fanidiana vavahady
Hanao fanambarana ny sendika rahariva. Talohan’ny fetin’ny fara-taona dia nanome fe-potoana ny fitondram-panjakana, hatramin’ny 15 janoary mba hanome valiny mahafapo sy maharitra momba ny fitakiany ny Seces (sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra) Sampana Antananarivo. Continuer la lecture
PANIER GARNI : Ohatrinona tokoa ny fitambarany ?
Vao nanomboka ny taona 2020 dia olana i « Panier Garni ». Nampisy ady hevitra teto amin’ny firenena ity hoe : « Panier Garni ». Mitaraina ny atsy, mitaraina ny aroa. Tonga hatramin’ny fitokonan’ny mpampianatra amin’ny fanjakana ho an’ireo mahatsapa fa kely ny sora-bola raisiny. Continuer la lecture
FATIN-DEHILAHY NENTINA TAMIN’NY TAXI: Olona 04 voasambotra, mbola karohina ny fahadimy
Taorian’ny fizahana nataon’ny polisy siantifika dia voamarina fa fatina vatan-dehilahy no nifono tamin’ny bodofotsy sy goelaka, tratra tao anaty taxi teny Andavamamba ny 02 janoary 2020. Continuer la lecture
PASSATION DE FANION FFPM : De Calviniste au Luthérien
Le temple d’Ambatovinaky, capitale du Luthérianisme à Madagascar, a hébergé dimanche 05 janvier 2020 après-midi le culte d’action de grâce, relatif à la passation de responsabilité quant à la présidence tournante de la FFPM (Fédération des Eglises Protestantes de Madagascar). Le Dr Irako Andriamahazosoa Ammi (le Président de la FJKM a obtenu son Ph’d) a remis la flamme de l’œcuménisme inter-protestant au Dr Rakotonirina David (Président de la FLM). Continuer la lecture
KANDIDA RANDRIAMASINORO TAHIRY NY RINA: Hanohy ny fitakiana ny marina eny amin’ny Magro Behoririka
Tombony ho an’ny fitondrana ny fivoahan’ny marina. Ho tohiny ny fitoriana nataon’ny kandida ho ben’ny tanàna an’Antananarivo Renivohitra, Randriamasinoro Tahiry Ny Rina teny amin’ny fitsarana misahana ny ady atao amin’ny fanjakana dia ho eny amin’ny Magro Behoririka indray ny tenany sy ireo mpiara-dia aminy miaraka amin’ireo vahoaka mandala ny fahamarinana no hanohy ny fitakiana ny marina. Continuer la lecture
AGENCE AMBININTSOA: Mpanampy an-trano miisa 300 notolorana valisoa
Mandray anjara amin’ny fampananan’asa. Feno folo taona amin’ny voalohany ny volana janoary 2020 ny Agence Ambinintsoa. Tao anatin’izay fotoana izay dia mizara valisoa ho an’ireo mpanampy an-trano naharitra heritaona no mihoatra tamin’ny asany ity agence manampy ireo mitady asa toy ny asa an-trano sy ny maro hafa ity. Continuer la lecture
MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: Haverina tsy ho ela ireo “police de la route”
Hisy ny lamina vaovao. Nanao fanambarana ny eo anivon’ny ministeran’ny filaminam-bahoaka androany 31 desambra 2019 teny Anosy. Continuer la lecture
5 SOCCER : Fahombiazana ny andiany voalohany
Sady matotra no tsara ny andiany voalohany tamin’ny « Grand tournoi des champions ». Fifaninana baolina kitra nolalaovin’olona dimy izy ity izay natao teny amin’ny Five Soccer ( 5 Soccer ), Amoronakona. Continuer la lecture
ANTOKO MFM: “Namaky lay ny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009 ny resaka Juan de Nova”
“ Firenena iaraha-manana, tsy ijerena arina an-tava”. Feno 47 taona ny 27 desambra 2019 ny fijoroan’ny antoko politika MFM (Mpitolona ho an’ny Fampandrosoana an’i Madagasikara). Continuer la lecture





















