Nahazoana fahombiazana ny fanajana ny fitsipika. Feno 20 taona katroka ny La Gastronomie Pizza. Noho izany dia ho tanterahana amin’ity taona ity ny ivon’ny fankalazana. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
STAGE PRO MIARAKA AMIN’I NICOLAS SANTUCCI: Misokatra ho an’ny mpilalao 10 ka hatramin’ny 25 taona
Mendrika hahazo fampiofanana matihanina. Rehefa avy nitety ny firenena afrikana maro i Nicolas Santucci dia tonga eto Madagasikara indray ny tenany hizara ny traikefany ho an’ny mpilalao baolina kitra Malagasy. Continuer la lecture
RAKOTOSON ALEXANDRE: Tsara ny toerany “styliste” Malagasy eo anivon’ny iraisampirenena
Mitodika aty Madagasikara mason’ireo firenena manerana an’izao tontolo izao. Anisany “styliste” nahazo ny mari-boninahitry ny kanto, ny soratra ary ny kolontsaina (commandeur) tamin’ireo 23 Rakotoson Alexandre. Continuer la lecture
MIHAMY MADA FASHION 2021: Styliste 23 notolorana mari-boninahitry ny kanto, ny soratra ary ny kolontsaina
Niavaka ny lanonana famaranana. Fahombiazana tanteraka ny hetsika Mihamy Mada Fashion andiany faharoa nokarakarain’ny Ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina (MSK) ny 12 ka hatramin’ny 14 febroary 2021 teny amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina. Continuer la lecture
RANDRIANARISOA PENJY : Voafidy ho filohan’ny KOM TIM Ivato
Lany tamin’ny isam-bato 233 amin’ny mpifidy 244 Randrianarisoa Penjy. Continuer la lecture
FAMONJENA AINA: Nifanentana ireo olon-tsotra ka nanome rà an-tsitrapo
Miantso ny rehetra ihany koa ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka. Maro ny aretina mila ireny fanomezan-drà ireny. Continuer la lecture
SAINT VALENTIN: “ Nouvel arrivage” ao amin’ ny baolai
Eo amin’ ny sehatra ara – toekarena dia maro ireo orinasa fanta – daza izay manavao ny tolotra omeny ny mpanjifa. Continuer la lecture
ROCADE NORD-EST ET EST D’ANTANANARIVO : Le processus d’indemnisation des Personnes Affectées par le Projet (PAPs) s’accélère
Dans les meilleurs délais. Une séance de sensibilisation et d’information a été organisée le jeudi 21 janvier 2021 au Workshop Idea Center Ankorondrano, en collaboration avec l’Agence Routière, l’AGETIPA et le Service de l’Expropriation. Continuer la lecture
SALON DE L’ETUDIANT-SPECIAL RENTREE 2021: Mbola tsy tara ireo mpianatra te hanohy ny fianarany eny amin’ny ambaratonga ambony
Misy ny fidirana faharoa ho an’ny taom-pianarana 2021. Maro amin’ireo mpianatra vao afaka fanadinana bakalorea no misafidy ny hanomboka ny fianarany eny amin’ny ambaratonga ambony ny volana febroary na martsa. Natao hanampiana azy ireo indrindra ny Salon de l’étudiant –Spécial Rentrée 2021. Continuer la lecture
VEHIVAVY MPANDRAHARAHA : Manampy azy ireo ahita lalam-bola ny « plateforme 50 millions des femmes africaines ont la parole »
« Tsy mandoa hetra ». Nanatrika ny fivoriana momba ny fizarana ny tetikasa « 50 millions des femmes africaines ont la parole » na 50MFAP niaraka tamin’ny tomponandraikitra teo anivon’ny ministeran’ny mponina, ny fiahiana ara-tsosialy ary ny fampivoarana ny vehivavy ny solentanan’ny fikambanan’ny vehivavy mpandraharaha eto amin’ny Ranomasimbe Indiana (EFOI) ny 27 janoary 2021 teny Ambohijatovo. Continuer la lecture





















