Fanadiovana sy fandaminana ny ao an-tokantrano.  Hetsika voalohany karakarain’ny Fondation Terra ny Cleaning Challenge. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
HOLAFITRY NY VADIN-TANY SY NY MPANAO LAVANTY: Tsy nisy mihitsy ny fandroahana olona Tao anatin’ny telo taona
Hiara-hiasa amin’ny fanjakana.  Hiara-mahalala fa nandalo fotoan-tsarotra i Madagasikara noho ny valanaretina Covid-19. Continuer la lecture
MADA VISION: Ho fanarenana ny toekarena ny « Foire économique-commerciale des 23 régions »
Mampisokatra lalam-barotra. Ho mariky ny fifanomezan-tanana amin’ny fanarenana ny toe-karena sy fanampiana mpandraharaha, ny orinasa hiarina indray taorian’ny valanaretina Covid-19 dia mikaraka hetsika ara-toekarena sy ara-barotra manerana faritra 23 ny Mada Vision. Continuer la lecture
FANAOVANA VAKISIN’NY COVID-19 : Mijoro ho modely ny mpitantana ny kaominin’Alasora
Mendrika halain-tahaka. Niaraka namonjy CSB2 teny Alasora mba hanao vakisin’ny covid-19 ny mpitantana ny kaominin’Alasora ny 01 septambra 2021. Continuer la lecture
PRESERVATION DE LA ROCADE D’IARIVO : L’Agence Routière mène une campagne de sensibilisation
Face à la recrudescence des actes de vandalisme sur la Rocade D’Iarivo, l’Agence Routière mène une campagne de sensibilisation auprès des fokontany et communes touchées par le projet pour éduquer la population. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR : Ao Ambositra ny « maison digital » faha 36
Nahazo « maison digital » ireo vehivavy ao Ambositra. Voalohany ao amin’ny kaominin’Ambositra ary faha 36 manerana an’i Madagasikara ity « maison digital » ho an’ny vehivavy ao Ambositra ity. Continuer la lecture
FIFIDIANANA NY HOLAFITRY NY VADITANY SY NY MPANAO LAVANTY: Lany ho filoha ny maître Rakotonirina Herilalaina Alain
Vita ny zoma 27 Aogositra 2021 tany Antsirabe ny fifidianana ny filohan’ny holafitry ny vaditany sy ny mpanao lavanty eto Madagasikara (Ordres Huissier de Justice et commissaires-Priseur de Madagascar) sy ny birao mandrafitra azy. Continuer la lecture
Ambatovy et Communautés de base (COBA) : Renouvellement des contrats de transfert de gestion.
Ambatovy collabore étroitement avec lescommunautés de base (COBA) dans le cadre de la protection et de la conservation de l’environnement autour de son site minier à Moramanga. Six
(6) d’entre elles vont bientôt renouveler leurs contrats de transfert de gestion de ressources naturelles dont cinq (5) COBA, à savoir, Miaro ny Tontolo Iainana (MTI), Ezaka sy Fandrosoana (EF), Telomira, FITAMA et Ambohimanarivo Ala Maintso (AAM) pour une durée de dix ans et Velonaina de Morarano Gara pour trois ans.
Entana vaovao: BAOLAI MAMPIHANTA NY MPANJIFA
Rehefa ankatoky ny volana Septambra toy izao dia maro ireo izay te hanavao ny ao antokantrano ao. Ao anatin’ izany indrindra dia vao nahatonga entana lohalaharana amin’ ny kalitao nyTranombarotra « Baolai » etsy Soarano, Analakely ary ao Bazar be Toamasina.
« Maro azo hisafidiana tsara nyentana ato aminay. Ny antsipiriany izany  rehetra izany dia azo fantarina ao amin’ ny « site web » sy pejy fb : baolai ary ao amin’ ny 034 56 288 21 (amin’ ny ora fiasana) … » hoy ny tompon ‘ andraikitra.
CNFM-EFOI: Nitondra zava-baovao ho an’ny vehivavy mpandraharaha sy ireo fikambanam-behivavy ny tetikasa IMPACT
Tao anatin’ny roa andro dia nahazo fiofanana fanamafisana fahaiza-manao ireo vehivavy mpandraharaha mivondrona ao amin’ny EFOI (Entreprendre au Féminin de l’Océan Indien) sy ny fikambanam-behivavy ao amin’ny CNFM (Conseil National des Madagascar de Madagascar). Continuer la lecture





















