Sehatra iray mampifandray hampiasain’ny orinasa Orange ny teknolojia hiaka farany, ireo matihanina, mpanjifa manokana na orinasa, fa indrindra ireo mpiara-miombon’antoka na mpampiasa vola te hanampy ireo manana tetikasa (start-up) ny Orange Fab. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
MOZEA: Hampiofanina momba ny RE-ORG ireo mpitahiry vakoka
Haipaika manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ny fiofanana RE-ORG (Réorganisation des réserves au sein des musées). Efa betsaka ireo mozea tamin’ny firenena maro no efa nampiasa azy ity ho fandaminana ireo vakoka sy ny fomba fitehirizana azy. Continuer la lecture
GUIDE PRIMABABY: Toro-lalana ho fanabeazana ny zaza latsaky ny 6 taona
Ny 6 taona voalohany amin’ny fahazazana no fototra iankinan’ny maha olona araka ny fanadihadiana nataon’ny manam-pahaizana. Continuer la lecture
MPINO SILAMO: 30 isan-jaton’ny vahoaka malagasy
Niavaka ny fanamarihana ny famaranana ny volana masina Ramadany (Aïd El-Fitr), taona 2019, ho an’ny fikambanana ara-pinoana CMSM (Communauté Musulmane Sunnite de Madagascar). Continuer la lecture
JOURNÉE MONDIALE DE L’ENVIRONNEMENT : « Aucun véhicule à moteur ne doit circuler »
Une Journée ou plus précisément, des heures sans voiture. Ce sera ce mercredi matin, de 9 h à 10 h, dans le cadre de la célébration de la Journée mondiale de l’Environnement. Continuer la lecture
BABY SHOPPING: Manomboka amin’ny 1000 Ariary ny kojakoja ho an’ny zazakely
Kojakoja ho an’ny zazakely sy ny ankizy amin’ny vidiny mirary sy tsara kalitao no amidy mandritra ny Baby Shopping. Manomboka amin’ny 1000 Ariary izany. Continuer la lecture
FIKAMBANANA AFAMPO: “Hanandratra ny olombelona amin’ny maha olona azy”
Tsy ny tontolo iainana ihany no simba eto Madagasikara fa ny tontolom-piarahamonina ihany koa, hoy ny filohan’ny fikambanana AFAMPO (Antoky ny Fanabeazana ny Mponina), Tavandrena Paulin. Continuer la lecture
MANDA S.A: Azo jifaina mandritra ny FEPA ny vokatra vaovao
Anisany mpanohana ny FEPA ny orinasa Manda SA sy ny restaurant Manda Sea Food. Ho hita mandritra ny efatr’andro ireo hazandranomasina manta, voakirakira araky fenitra iraisampirenena nahafantarana ny orinasa hatramin’izay. Continuer la lecture
FEPA 2019: Mahaliana ireo zava-baovao
“Fototry ny fampandrosoana maharitra ny fiompiana, ny jono ary ny fambolena”. Io no lohahevitra iompanan’ny tsenaben’ny fiompiana, ny jono ary ny fambolena (FEPA). Continuer la lecture
BABY SHOPPING: Sady miantsena no mahazo toro-lalana momba ny zaza
Mikarakara tsenabe ho an’ny ray aman-dreny sy ny zaza ny Prima Baby isaky ny fanamarihana ny iray volan’ny ankizy. Ho tanterahana ny zoma 31 mey sy ny sabotsy 1 jona 2019 eny amin’ny Skate Park Antanimena manomboka amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 5 ora hariva ny andiany faha-7 ny Baby Shopping. Continuer la lecture





















