25 %-n’ny mpianatra eny amin’ny oniversite no miala an-daharana araka ny tarehimarika navoakan’ny Banky iraisampirenena. Diso safidy tamin’ny lalam-piofanana no anisany mahatonga izany. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
BNGRC: Manatevin-daharana amin’ny fampihenana ny fiantraikan’ny loza ny BAD
Vinavinaina ho 200 tapitrisa Ariary isan-taona ny fahavoazana ara-toekarena sy ara-tsosialy ateraky ny loza voajanahary toy ny rivo-doza, haintany, andiam-balala, tondra-drano sy ny maro hafa eto Madagasikara. Continuer la lecture
FONDATION TELMA- PSHP: Mifanome tanana amin’ny fanampiana ny maha olona
Ny any Atsimo mijaly vokatry ny tsy fahampian’ny rano, ny any Avaratra misedra olana rehefa be loatra ny orana. Taorian’ny teny Antaninarenina, mampiantrano ny fampirantiana an-tsary mampiseho ny olana sedrain’ireo mponina any Atsimo sy ny any Avaratra vokatry ny loza voanjanahary eny amin’ny Showroom Jovena, Galaxy Andraharo ny Fondation Telma sy vovonan’ny sehatra tsy miankina amin’ny lafiny maha olona (PSHP). Continuer la lecture
SECES ANTANANARIVO: Mitokona tsy fidiny
Taorian’ny fivoriana nataon’ireo mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra androany faha-29 oktobra 2019, tapaka ny hevitra fa hiroso amin’ny fitokonana izy ireo. Continuer la lecture
HAONA FI: Voaramaso ny fahasalamana, mahazo asa izay mitady, vita ho azy ny fiantsenana
Ankoatra ny asan’Andriamanitra, laharam-pamehana ho an’ny fiangonana FJKM ny sosialim-bahoaka. Mandritra ny hetsika Haona Fi andiany faharoa dia hisy ny fitiliana aretina maro toy ny VIH/SIDA, aretin’aty, diabeta, maso, homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza  sy fanalà na nify ary fijerena ny tosi-drà . Continuer la lecture
SKYLINE NGO: Lasan’i Épistolier ny loka goavana tamin’ny Bright Top III.
Ho fanomezana sehatra ny tanora Malagasy ny fifaninanana Bright Top III. Continuer la lecture
ORANGE MONEY – BDC: Ho mora ny fandefasana vola avy any Comores manketo Madagasikara
Kômôriana 200.000 isa no mivezivezy sy monina eto Madagasikara amin’izao fotoana raha ny tarehimarika nomen’ny tale ara-barotry ny Orange Money eto Madagasikara, Tovomanitra Rakoto. Continuer la lecture
ARKEUP ACADEMY: Mampiroborobo haingana ny orinasa ny «intelligence artificielle »
Manampy amin’ny fiainana andavanandro ary mitovy amin’ny atidohan’ny olombelona ny «intelligence artificielle » indrindra amin’ny lafiny asa ara-stratejika. Continuer la lecture
NATIONAL TOURISM DEVELOPMENT: 10 taona nikarohana ny mahasoa ny fizahantany
Mankalaza ny faha-10 taonany ny NTD (National Tourism Development). Nomarihana tamin’ny alalan’ny fotoam-pivavahana sy fampirantiana ny zava-bita tao anatin’izay fotoana izay, teny amin’ny foibeny Antaninandro androany 23 oktobra 2019 ny fankalazana. Continuer la lecture
CARRIERE AMBOHIJANAKA: Hampiakatra ny raharaha eny amin’ny fitsarana ireo mpitrandraka
Tsy manaiky ny fanesorana azy eo amin’ny toerana hiasany ny koperativa Orimbato Lovasoa sy Rindrimbato Fanantenana mitrandraka vato eny Ambohijanaka. Continuer la lecture





















