Ho fikatsahana ny tombontsoam-pirenena, nanapa-kevitra ny kandida Marc Ravalomanana ny hisintona ny fitoriana momba ny tsy fahatomombanana tamin’ny fifidianana 7 novambra 2018. Continuer la lecture
Catégorie politique
MANGAMANGA NY SARY: Mangataka ny hanafoanana ny fifidianana
Mitaraina avokoa ny kandida amin’ny tsy fahatomombanan’ny fifidianana izay ho filohan’ny repoblika. Mifanesy maneho hevitra ireo mpanao politika momban’ny fisian’ny hala-bato. Continuer la lecture
KOMITY MANOHANA AN’I FANIRISOA ERNAIVO: “Aoka izay ny mizàna tsindrin’ila”
Mitaky ny hanafoanana tsy misy hatak’andro fanapahana ny karaman’ny kandida Fanirisoa Ernaivo ny komity mpanohana azy. Continuer la lecture
ANTOKO MONIMA : Voaporofo izao ny ahiahy
Raha toa ka misy ny fihodinana faharoa, miarahaba ny kandida Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana tafavoaka amin’ny fifidianana feno hosoka ny antoko Monima izay tarihin’i Monja Roindefo. Continuer la lecture
EMMONAT: Mamboly korontana ny fihantsiana
Nanao fanambarana ny EMMONAT, hivondronan’ny polisy nasionaly, tafika malagasy ary ny zandarimariam-pirenena ny 16 novambra 2018. « Fotoana saro-pady mora isehoan’ny fifanoherana, fifandrafiana amin’ny samy mpiray tanindrazana ny fifidianana ». Continuer la lecture
FIANDRASANA NY VOKA-PIFIDIANANA: Miantso ny vahoaka ho tony ny HCDDED
Eo am-piandrasana ny valim-pifidianana filoham-pirenena, nanao fanambarana ny filan-kevitra ambony miaro ny demokrasia sy ny tany tan-dalàna (HCDDED). Continuer la lecture
KANDIDA MAILHOL Manaiky raha tsy misy ny halatra
Adidy masina ny fandraisana andraikitra amin’ny firenena amin’izao fifidianana ho filoham-pirenena izao, hoy ny Kandida Mailhol. Continuer la lecture
FAMOAHANA NY VOKA-PIFIDIANANA : Mandeha an-tanan-tohatra
Mandalo dingana telo ny fikirakirana ny valim-pifidianana mialoha ny famoahana azy amin’ny fomba ofisialy. Continuer la lecture
HCDDED: Fampiharana ny demokrasia ny fandehanana mifidy
Nivoaka ny gazety boky mirakitra ny asa vitan’ny HCDDED (Haut Conseil pour la Défense de la Démocratie et de l’Etat de Droit) sy ny vina ho tanterahina manaraka ary ireo fitarainana voaray momba ny tsy fanajana ny demokrasia. Atonta isaky ny telovolana ity gazety boky ity. Continuer la lecture
OLOM-PANJAKANA MANAO PROPAGANDY: Hiroso amin’ny fitoriana azy ireo ny DFP
Miditra amin’ny herinandro faha-telo ny propagandy isika izao, efa an-jatony ny olom-panjakana azo sary nanao fampielezan-kevitra. Continuer la lecture





















