Manana ny tanjany ara-toekarena ny faritra Atsimo Andrefana sy Anosy raha tsy hilaza afa-tsy ny sehatry ny jono sy ny fambolena. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FIKAMBANAM-BEHIVAVY « PORTE BONHEUR » : Nizara fanomezana ho an’ny mpianatra sy ny ray aman-dreny ary ny cartier mobile
Mizara fifaliana hatrany ireo fikambanam-behivavy « porte bonheur ». Continuer la lecture
TOERAM-PITRANDRAHANA AO AMBATOVY : Ny taona 2017 no nanomboka ny fanarenana ny ala
Ezahana hiverina toy ny teo aloha. Mila fotoana lava ny fanarenana ireo ala sy zavaboahary ao amin’ny toeram-pitrandrahana Ambatovy ao Moramanga. Fanarenana ny rohivoahary no atao . Continuer la lecture
CEPE 2022: Nizara sakafo mafana ho an’ny mpiadina sy mpandraharaha miisa 1600 ny kaominina Alasora
Hetsika fanaon’ny kaominina Alasora isan-taona ny mizara sakafo mafana ho an’ireo ankizy mpanala fanadinana CEPE. Mpiadina sy mpandraharaha miisa 1600 no nahazo izany nandritra CEPE 2022. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Ankizy miisa 1300 ho zaraina fanomezana
Volana natokana ho an’ny ankizy ny volana jona. Mikarakara andro ho an’ny firaisankina (journées solidaires) ny Orange Madagascar ho fanomezana lanja ny ankizy sy hampifaliana azy ireo. Continuer la lecture
STARTIMES: Fandaharana mampiala voly ranoray no hita ao amin’ny UP TV
Niova ho UP TV ny radio Plus TV. Fanavaozana lehibe entin’ny vondrona TVPLUS Madagasikara sy ny Startimes ity fanovana ny anaran’ny Radio Plus ho UP TV ity. Continuer la lecture
FONDS YAVARHOUSSEN : Nandray anjara tamin’ny famokarana ny horonantsary « Graines d’espoir » ny ankizy sy tanora malagasy
Ankizy sy tanora 332 avy amin’ny firenena efatra (Frantsa, Espagne, Burkina Faso, Madagasikara) no niara-nanatontosa tamin’i Pierre Beccu ny horonantsary mitondra ny lohateny hoe “Graines d’espoir”. Continuer la lecture
SYNAD: « Manomboka izao dia miandany amin’ny lalàna velona izahay, tsy mpiasan’ny antoko fa mpiasam-bahoaka »
Hiatrika ny fifidianana Filoham-pirenena i Madagasikara amin’ny 2023. Miantso ny Prefet hanome fahazoan-dalana an’ireo mpanao politika ary ny SYNAD. Continuer la lecture
ORANGE DIGITAL CENTER – SMARTONE: Hampiofana tanora momba ny Intelligence Artificielle sy hanome asa ho azy ireo
Hahazo tombony ireo tanora manana ny diplaoma bakalorea ka tsy nahavita nanohy ny fianarana eny ambaratonga ambony. Continuer la lecture
COMFWB: 40 femmes entrepreneurs malgaches bénéficient d’une formation sur les opportunités commerciales dans la ZLECAf
COMESA Federation of Women in Business ou Fédération des associations nationales des Femmes d’affaires de COMESA (COMFWB) avec l’ITC (International Trade of Commerce) et She Trades organisent une formation sur les opportunités commerciales dans Zone de libre-échange Continentale Africaine (ZLECAf) les 09 et 10 juin 2022 à l’hôtel Radisson Blu Waterfront Ambodivona. Continuer la lecture