Misy fiantraikany tsara amin’ny sosialy sy toekarena eto Afrika. Orinasa voalohany eto Madagasikara nahazo ny fanamarinana B Corp ny WELIGHT. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
SERANAM-PIARAMANIDINA ANTANANARIVO SY NOSY BE: Nahazo voalohany ny fankatoavana momba ny fitantanana etona karbônina teto Madagasikara
Fanapahan-kevitra noraisin’ny ACI Europe ho fanomezana fanamarinana ofisialy ho an’ireo seranam-piaramanidina momba ny fitantanana etona karbônina ny ACA na « Accréditation Carbone ». Continuer la lecture
ST AFRIK : une nouvelle chaine des séries et des films africains lancée par StarTimes
Le 14 février, StarTimes a lancé une nouvelle chaîne, ST AFRIK, qui propose au public africain un large éventail de contenus, en mettant l’accent sur des séries et des films africains, comme slogan « TOUT EST MERVEILLEUX ». Continuer la lecture
AMBATOVY : Nanolotra « sulfate d’ammonium » 500 taonina
Ao anatin’ny fiaraha-miasa tamin’ny tetikasa PAPRIZ, izay tohanan’ny JICA (l’Agence Japonaise de Coopération Internationale, sy ny Ministeran’ny Fambolena sy fiompiana, dia nanolotra « sulfate d’ammonium » 500 taonina Ambatovy ho fandraisana anjara amin’ny fanamafisana ny fiahiana ara-tsakafo sy ny ezaka ho an’ny fahavitan-tena amin’ny lafiny sakafo eto amin’ny firenena. Continuer la lecture
ASA SOSIALY: Nifanantona ny Orange Madagascar sy Cementis amin’ny fanatanterahana tetikasa marolafy
Mifameno ny vinan’ny orinasa Orange Madagascar sy Cementis Madagascar amin’ny lafiny ara-tsosialy. Continuer la lecture
FANABEAZANA NOMERIKA : Afaka mitrandraka fahalalana maimaimpoana ao amin’ny tranokalan’ny MEN ny mpianatra ao amin’ny faritra Anosy, Atsimo Andrefana sy Boeny
Afaka misitraka maimaimpoana ny loharanom-panabeazana toy ny lesona, fampiasana, horonantsary mihetsika, fampianarana isan-karazany ao amin’ny tranokalan’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena (MEN) www.education.gov.mg ireo mpianatra any amin’ny faritra Anosy, Atsimo Andrefana sy Boeny. Continuer la lecture
FIVORIANA IRAISAMPIRENANA MOMBA TONTOLO IAINANA : Tsy manana hevitra iraisana ireo delegasiona misolo tena an’i Madagasikara
Hiady ho an’ny tombontsoa iombonana no hanatrehana ireny fivoriana iraisampirenena momba ny tontolo iainana sy fiovan’ny toetrandro ireny. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR: Manafaingana ny fametrahana fotodrafitrasa any amin’ireo toerana tsy mbola misy tambazotram-pifandraisana
Ho fisitrahana ireo tombontsoa avy amin’ny fampiasana ny tambazotram-pifandraisana. Continuer la lecture
AMBATOVY : NANOLOTRA JIRO MANDEHA AMIN’NY HERIN’NY MASOANDRO 500
Ao anatin’ny fiarahamiasan’ny orinasa Ambatovy amin’ny Fanjakana malagasy dia nanolotra fitaovam-panazavana (jiro) mandeha amin’ny herin’ny masoandro (kits solaires) 500 ho an’ ireo tokantrano marefo ao amin’ny tanà nan’Ampasimbe sy Ranomafana Atsinanana ny 8 febroary 2023. Continuer la lecture
GALA DE MAGIE : 2 500 euros de bénéfice
Le gala de magie du 29 janvier a été un grand succès. Luc Parson et Jo Maldera du Comité de jumelage de Gières-Vignate ont remis l’ONG Santé & Développement International un chèque de 2 500 euros (photo) que SDI va utiliser de la façon suivante :
- 500 euros pour l’association « soutien et partage »qui s’occupe des migrants de Grenoble. Elle est dirigée par Luc Parson.
- 300 euros pour compléter le financement du projet de réaliser des latrines au village de Sarrazin à Haïti (Coût 5 000 euros),où les sinistrés du séisme de Port au Prince s’étaient réfugiés.
- 700 euros pour contribuer à l’apport en eau du centre universitaire d’Antananarivo.
- 500 euros pour le soutien auxsinistrés du tremblement de terre de Turquie-Syrie.
- 500 euros pour l’association AFHADEMdirigée par Gilles Champetier de Ribes qui soutient les étudiants haïtiens en difficulté.
Propos recueillis par Razaka Oliva











