Hankalaza ny Jobily volafotsy faha 25 taona ny “Institut de Formation et de Recherches Pédagogiques” (IFRP) Ambodinandohalo amin’ity taona 2023 ity. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
PORTE BONHEUR : Asa sosialy teny amin’ny Akany fitaizana beantitra eny Ambodivondava no nanamarihan’ny fikambanana ny 8 martsa
Tsy toy ny mahazatra no nanamarihan’ny fikambanana Porte Bonheur ny andro iraisampirenena ho an’ny zon’ny vehivavy tamin’ity taona 2023 ity. Continuer la lecture
CSB II ANTSAHALALINA : Nametrahana ivon-toerana fandraisana an-tanana ireo zaza teraka tsy tonga volana sy tsy ampy lanja
Manana ivon-toerana fandraisana an-tanana ireo zaza teraka tsy tonga volana sy tsy ampy lanja ny CSB II Antsahalalina ankehitriny. Continuer la lecture
SEKOLY MASCA SABOTSY NAMEHANA: Niara-nirona namboly hazo ireo mpianatra manomboka ao amin’ny kolejy ka hatramin’ny oniversite
Nitarika ny mpianatra hamboly hazo ny vondrona MASCA Sabotsy Namehana. Continuer la lecture
MPANJIFAN’NY AIRTEL MONEY: Afaka mametraka na maka vola eny amin’ireo masoivohon’ny Banky Baobab
Manana tombony kokoa. Anisany manamora ny fahafahan’ny rehetra mikirakira vola ny fisian’ny “mobile money” na fikirakirana vola amin’ny alalan’ny finday. Continuer la lecture
FANOHIZANA FIANARANA ANY IVELANY : Ampahafantarina mandritra ny « salon des études internationales » ireo fepetra takiana
Mila fanomanana. Tanterahina nanomboka ny alarobia 01 martsa ary hifarana ny alakamisy 02 martsa 2023 eny amin’ny Akoor Digue Andohatapenaka ny « Salon des études internationales ». Continuer la lecture
Rio Tinto QMM : Namatsy vola ny toby famatsian-drano fisotro madio ny tanànan’Andrakaraka
Amin’ny maha orinasa tompon’andraikitra an’i QMM, eo amin’ny lafiny fampandrosoana, ara-toekarena sy ara-tsôsialy eto amin’ny firenena dia nanapa-kevitra ny hitondra ny anjara birikiny amin’ny famahàna ny iray amin’ireo fanamby lehibe indrindra misy eto Madagasikara izy. Continuer la lecture
LES PRIX SONT EN FETE CHEZ BAOLAI
En cette période de l’ année, le mois de Mars reste comme toujours synonyme de renouveau pour le citoyen lambda. Continuer la lecture
Orange Esport Experience 2022: Tompondakan’i Afrika amin’ny lalao eFootball23 i Rayan Mamitiana Herilanto Ralainaivo
Voasafidy ho ambasadaorin’ny Orange Madagascar amin’ny taranja ara-panatanjahatena atao amin’ny alalan’ny « jeu vidéo » na antsoina hoe « eSport » i Rayan Mamitiana Herilanto Ralainaivo. Continuer la lecture
HAZAKAZAKA ANATY NATIORA – UTOP 2023: Hitondra ny fahaiza-manaony amin’ny sehatrin’ny teknolojia ny Orange
Lasa hetsika tsy azo ihodiviran’ny mpankafy hazakazaka anaty natiora ny « Ultra Trail des Ô Plateaux » na UTOP. Continuer la lecture











