Tetikasa telo no voasafidin’ny mpitsara ho mendrika indrindra tamin’ireo 10 nifaninana tamin’ny dingan’ny famaranana nandritra ny fifaninanana Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient (POESAM) 2021, ho an’ny eto an-toerana. Nampahafantarina ny 21 septambra 2021 ireo tetikasa Malagasy ireo. Continuer la lecture
Catégorie Actus
BOKY NAVOAKAN’NY OIT SY NY RJSET: “Ho fisorohana ny asa an-tery”
Tsy hisian’ny fanjavozavoana amin’ny fampitàna ny vaovao. Continuer la lecture
INTERACT FRATERNITY: Hitondra soa ho an’ireo mpianatra ao amin’ny kilasy ASAMA ireo “kits scolaires”
Mijery ny hafa aloha. Nanolotra fitaovam-pianarana ho an’ireo ankizy beazina ao amin’ny kilasy ASAMA (Asa sekoly Avotra Malagasy) Ivandry Fiavotana ny Interact Fraternity ny 18 septambra 2021. Continuer la lecture
PROJET CAP-MADAGASCAR : Pour consolider et accélérer les acquis de la paix à Madagascar durant la crise du COVID-19
L’OIM (Organisation internationale pour les migrations) en coordination avec le Secrétariat d’Etat chargé de la Gendarmerie nationale (SEG) et avec le concours de l’Agence Novo-Comm a développé une campagne de sensibilisation et d’éducation qui sera déployée par les éléments de la Gendarmerie Nationale à travers le pays sur les mesures de restriction mises en place dans le contexte de la COVID-19. Continuer la lecture
FONDS YAVARHOUSSEN : Handravaka an’Antananarivo Renivohitra ny sangan’asan’i Joël Andrianomearisoa
Hitarika ny mponin’Antananarivo hanonofy sy hanana faniriana vaovao. Tontosa ny 14 septambra 2021 teny amin’ny lapan’ny tanàna Analakely ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’i Andriantsitohaina Naina, Ben’ny tanànan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy i Hasnaine Yavarhoussen, Tale jeneralin’ny groupe Filatex sady Filohan’ny Fonds de Dotation HY na Fonds Yavarhoussen. Continuer la lecture
COIN JEUNE TAFA: Hiantoka ny connexion internet sy finday ny Orange Madagascar
Entina hanentanana ny tanora sy hisarihana ny sain’izy ireo ho lasa tompondaka amin’ny lafiny fahasalamana ary ho « Tanora Mendrika Salama » no antom-pisian’ity “coin jeune” TAFA. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR : Nanolotra fanampiana ho an’ny kilasy ASAMA
Tamin’ity taom-pianarana 2021-2022 ity dia ankizy sahirana miisa 210 ao amin’ny kilasy ASAMA (Action scolaire d’appoint pour les Malgaches adolescents ) izay karakarain’ny Rotary Club Antananarivo Mahamasina no nahazo fitaovam-pianarana avy amin’ny Orange Solidarité Madagascar ny 10 septambra 2021 teny Ankorondrano. Continuer la lecture
CLEANING CHALLENGE: 2 tapritrisa Ariary ny loka ho an’ny laharana voalohany
Fanadiovana sy fandaminana ny ao an-tokantrano. Hetsika voalohany karakarain’ny Fondation Terra ny Cleaning Challenge. Continuer la lecture
HOLAFITRY NY VADIN-TANY SY NY MPANAO LAVANTY: Tsy nisy mihitsy ny fandroahana olona Tao anatin’ny telo taona
Hiara-hiasa amin’ny fanjakana. Hiara-mahalala fa nandalo fotoan-tsarotra i Madagasikara noho ny valanaretina Covid-19. Continuer la lecture
MADA VISION: Ho fanarenana ny toekarena ny « Foire économique-commerciale des 23 régions »
Mampisokatra lalam-barotra. Ho mariky ny fifanomezan-tanana amin’ny fanarenana ny toe-karena sy fanampiana mpandraharaha, ny orinasa hiarina indray taorian’ny valanaretina Covid-19 dia mikaraka hetsika ara-toekarena sy ara-barotra manerana faritra 23 ny Mada Vision. Continuer la lecture





















