Tetikasa ara-javakanto misy fiantraikany amin’ny fiarahamonina. Nampafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny 26 janoary 2O23 teny Ankadimbahoaka ireo tetikasa ara-javakanto mendrika indrindra tamin’ny fifaninanana “demain sera mien”. Continuer la lecture
Catégorie Actus
EXTENSION DE LA CENTRALE SOLAIRE DE NEA AMBATOLAMPY : NEA, AXIAN, GreenYellow, GuarantCo, African Guarantee Fund et Société Générale concluent un financement de 47,1 Milliards d’Ariary
Réduction des coûts de production et amélioration du service public d’électricité. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE MADAGASCAR: Voasafidy ho isan’ireo sekoly nomerika ny CEG Ambatomanjaka Miarinarivo
Fandaharan’asa natao hisitrahan’ny zaza Malagasy ny nomerika, hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana fa indrindra hampihenana ny elanalenana noho ny firoboroboan’ny nomerika ny “sekoly nomerika”. Continuer la lecture
AMBATOMANJAKA MIARINARIVO: Manana ivon-toerana mandray zaza teraka tsy tonga volana sy tsy ampy lanja
Natoraly, mora kokoa nefa mahomby. Tsy mandeha lavitra intsony ireo reny manana zanaka teraka tsy tonga volana sy tsy ampy lanja ao amin’ny kaominina Ambatomanjaka, distrikan’i Miarinarivo, faritra Itasy. Continuer la lecture
FIFANDRAISAN-DAVITRA : Tanàna tsy misy « réseau » miisa 500 afaka hampiasa ny tolotra omen’ny Orange Madagascar
« Misedra olan’ny tsy fandriam-pahalemana ny toerana tsy voarakotra tambazotram-piandraisan-davitra sy tsy misy « mobile money », hoy Razafindramalo Tahina, Ministry ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra ary ny fifandraisan-davitra nandritra ny lanonana fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’ny Orange Madagascar sy NuRAN. Continuer la lecture
FIKAMBANAN’NY MPIANATRA POLITEKNIKAN’ ANTANANARIVO: Maniry ny fitohizan’ny fiarahamiasa amin’ny fanjakana sy ny hery velona rehetra
Fanamafisana ny fifandraisan’ny mpianatra, mpanelanelana ny mpianatra sy ny tompanandraiki-panjakana isan-tsokajiny no antom-pisian’ny fikambanan’ny mpianatra Politeknikan’Antananarivo (FMPA). Continuer la lecture
GIGA PROMOTION CHEZ BAOLAI !
Avec les fêtes du réveillon et du nouvel an qui arrivent à grand pas, le domaine de l’ électroménager reste le péché mignon des malagasy. Continuer la lecture
TOERANA MANODIDINA NY ROCADE IARIVO: Fokontany 4 mendrika indrindra tamin’ny fitandroana ny fahadiovana sy ny tontolo iainana
Voasoroka hatramin’ny fahatsetsenan’ny lakandrano sy halatra vy. Continuer la lecture
ESTIIM’: Manana ny toerana maha izy azy amin’ny sehatrin’ny asa ireo mpianatra mivoaka ao amin’ny oniversite
« Tsy mbola vita akory ny fianaran’ireo mpianatra dia efa misy orinasa mitady azy ireo sahady », hoy ny Tale Mpitantana ny oniversite ESTIIM’. Continuer la lecture
NOELY MIZARA HAFALIANA 2022: Mpianatry ny EPP 4000 mahery nahazo kilalao avy amin’ny kaominina Alasora
Feno telo taona amin’ity taona 2022 ity ny « noely mizara hafaliana ». Continuer la lecture





















