Tsy hita ny volana omaly alakamisy 23 aprily 2020 ka noho izany dia sabotsy 25 aprily 2020 ny voalohany ny volana masina Ramadany. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FILOHAN’NY FLM : « Afaka manokatra fiangonana izay tsy afaka hiandry ny fisokafana tanteraka»
Tomponandraikitra feno. Manaiky ny fanapahan-kevitry ny fiangonana manerana ny sahan’ny FLM (Fiangonana Loterana Malagasy) ny birao foibe. Continuer la lecture
KAOMININA IVATO : Mitohy ny fanampiana ireo olona sahirana
Tsy mipetra amin’izao ny ben’ny tanàn’i Ivato. Nizara fanampiana ho an’ireo fianakaviana sahirana sy sokajin’olona tsy nampidi-bola nandritra ny fihibohana ny kaominin’Ivato tarihin’ny ben’ny tanàna Penjy Randrianarisoa. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY CORONAVIRUS: Miray hina amin’ny fanohanana ny mpiasan’ny fahasalamana sy ireo kaominina ny Orange Madagascar
Tsy miady irery. Zava-dehibe ho an’ny orange Madagascar ny fanohanana ireo mpiantsehatra fototra misahana ny ady atao amin’ny coronavirus eto Madagasikara. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY COVID-19 :Nanolotra akanjo fiarovana ho an’ny hôpitaly eto Antananarivo i Ambatovy
Taorian’ny nanomezany akanjo fiarovan-tena 5 200 ho an’ny tomponandraiki-panjakana sy ny mpiasan’ny fahasalamana tao Toamasina, Brickaville, Moramanga, sy ho an’ny Kaominina Antananarivo-Renivohitra, tamin’ny fiandohan’ity volana aprily ity, dia nanohy ny fandraisany anjara amin’ny ady atao amin’ny valanaretina Covid-19 ny orinasa Ambatovy. Continuer la lecture
Ny dian’ny mpivahiny: CURAÇAO SY JAMAÏQUE
Avy any Azia atsimo atsinanana (Thaïlande sy Corée) dia hiverina any amy kaontinanta amerikana. Efa nivahiny tany Amerika avaratra (Etazonia indroa) sy Amerika atsimo (Brésil indroa) isika, ka ho any Amerika afovoany. Faritra ara-jeografia atao hoe «Caraïbes», na “La Caraîbe”, na “The Caribbean” (teny angalisy) no itondrana antsika. Hita ao ny tangoronosy (archipel) antsoina hoe “Les Antilles”. Nosy kely iray sy nosy salasalany iray hafa no itondrana antsika, dia Curaçao sy Jamaïque.
Continuer la lecture
COVID-19 :Nanolotra akanjo fiarovana 5 200 ho an’ny mpiasan’ny fahasalamana i Ambatovy
Ho fanohanana ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana amin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny tsimokaretina Covid-19 dia nanolotra akanjo fiarovana (combinaison de protection) 3 000 tamin’ny tomponandraikitra mahefa eto Antananarivo ny orinasa, ny Alakamisy 9 avrily 2020. Continuer la lecture
KAOMININA AMPITATAFIKA: “Misy loko politika ny fizarana ireo fanampiana avy amin’ny fanjakana”
Kandida tsy lany no mizara ny vary mora. Voatery nofoanana ny fizarana vary mora teny amin’ny kaominina Ampitatafika ny sabotsy 04 Aprily 2020 teo Continuer la lecture
KAOMININA ANDRANONAHOATRA: Beantitra 400 isa hisitraka fanampiana avy amin’ny fanjakana
Eo am-pandaminana. Efa ao amin’ny kaominina Andranonahoatra ny fanampiana ho an’ny beantitra avy amin’ny fitondram-panjakana ho fiatrehana ny Coronavirus. Continuer la lecture
KAOMININA AMBOHIDRAPETO: Hizara fanampiana ho an’ireo sahirana hiatrehana ny fihibohana
Miantso ireo “vato nasondrotry ny tany”. Mahatsapa ny ben’ny tanàn’ Ambohidrapeto, Andriatsilavo Mihary fa misedra fahasahiranana ny ankamaroan’ny mponina ao amin’ny kaominina izay tantaniny manoloana ny fiatrehana ny Coronavirus. Continuer la lecture





















