Catégorie Socio-eco



GOVERNEMANTA AMERIKANA: MANOME VOLA 5 TAPITRISA DOLARA HO AN’IREO NIARAN-DOZA NOHO NY RIVO-DOZA


Iray volana taorian’ireo rivodoza nisesisesy nahafaty olona tany amin’ny faritra atsimon’i Madagasikara, dia mbola miatrika fiainan-tsarotra hatrany ny ankabeazan’ireo niharam-boina.

Manoloana izany dia manome vola 5 tapitrisa dolara fanampiny ho an’ny fanampiana ara-tsakafo, trano, ara-pahasalamana ary fidiovana ny vahoaka amerikana amin’ny alalan’ny United States Agency for International Development (USAID).

Ny famatsiam-bola vaovao dia homena ny Programme Alimentaire Mondial (PAM), UNICEF, ary ny Federasiona Iraisam-pirenen’ny Vokovoko Mena (Croix rouge). Fitohizan’ny fanampiana teo aloha izay efa nitentina 500.000 dolara izy io mba hanampiana bebe kokoa ireo olona simba ny tranony sy ny fiainany amin’ny ankapobeny.

Continuer la lecture


AFRICA CULTURE INTERNATIONAL : Les sociétés civiles réclame la libération des enfants enrôlés dans les camps de Tindouf


L’ONG Africa Culture International et les acteurs de la société civile issus des Provinces du Sud condamnent  avec la plus grande fermeté et expriment leur préoccupation croissante quant aux violations commises à l’égard des enfants dans les camps de Tindouf et au recrutement forcé dans les rangs des milices. Continuer la lecture