« Tsara tantanana ny fanjakana rehefa misy ny tamberinandraikitra », hoy ny Ambasadaoron’i Etazonia eto Madagasikara, Robert Yamate nandritra ny fampahafantarana tamin’ny ofisialy ny boky torolalana « SOSA » momba ny tamberinandraikitra natao ho an’ny olom-pirenena sy ny horonantsary  mitantara ny fanamby ataon’ny  tanora eto Madagasikara amin’ny fampiharana ny tamberinandraikitra. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
Fédérations des Eglises Protestantes de Madagascar FFPM De bonnes nouvelles
Comme à l’accoutumé, la passation du fanion de l’œcuménisme inter-protestant s’est déroulé sans tambour ni trompette lundi 22 janvier 2018 à Vohipiraisana, haut lieu du protestantisme à Madagascar. Ce n’était pas un premier lundi comme les onze autres de l’année. Continuer la lecture
TETIKASA LAMINA : Tombony ho an’ny manana olana ara-pivezivezena
Mbola hitohy ny tetikasa fanampiana ireo olona tra-pahasembanana sy ireo manana olana ara-pivezivezena. « Na dia tapitra aza ny tetikasa Lalan-jotra Miaty ny Namana (LAMINA) izay iantsorohan’ny ONG Lalana, hiara-hiasa amin’ny fikambanan’ny olona sembana izahay hanohizana ny fitsinjovana ireo sembana sy manana olana ara-pivezivezena amin’ny fampiasana ny fitateram-bahoaka », hoy ny mpandrindra ny tetikasa, Continuer la lecture
ADY AMIN’NY PARAKY SY SIGARA : Hahazo famatsiam-bola i Madagasikara
600.000 ny olona maty vokatry ny setroka sigara maneran-tany. Mitovy lenta amin’ny mpifoka sigara ny loza mihatra amin’ireo olona manodidina ny mpifoka iray amin’ny toerana mihidy na mifefy. Nohazavain’ny Talen’ny Ofisy nasionaly miady amin’ny paraky (OFNALAT), David RAVELOJOELIANDRIAMBE fa miteraka homamiadan’ny fitaovam-pisefoana sy mitarika fahafatesana ny fifohana sigara sy setroka sigara. Continuer la lecture
Entreprenariat : Comment créer une entreprise sans argent ?
Une question à laquelle les jeunes souhaitent avoir des réponses. Est-il possible de démarrer son entreprise sans financement extérieur traditionnel ? La formation organisée cette semaine à Antaninarenina vise à  contribuer au développement des compétences de jeunes malagasy sur les techniques pour entreprendre à partir de zéro Ariary de capital au niveau des chaines des valeurs dans l’agriculture.
RDJ MOZIKA AWARD: Hisafidianan’ny mpankafy ny mpanakanto mendrika
Hotolorana amboara sy mari-pankasitrahana ireo mpanakanto mendrika indrindra tamin’ny taona 2017. Ny 03 febroary 2018 eny amin’ny CCI Ivato no hanomezan’ny onjam-peo RDJ, FM 96.6 izany amin’ny alalan’ny « RDJ Mozika Award ». Continuer la lecture
FJKM : Tsy afa-misaraka amin’ny tantaram-pirenena ny fiangonana
Ny volana Aogositra 2018 ny ivon’ny fankalazana ny jobily faha-50 taona ny fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM). Any Toamasina no hanantanterahina izany. Tian’ny komity mpikarakara ny faha-50 taonany FJKM sy ny ny fankalazana faha-200 taona nahatongavan’ny « London Missionary Society » (LMS) ampitaina amin’ny mpino FJKM sy ny vahoaka Malagasy fa tsy fanaovana fihetsiketsehana fotsiny ihany ny fankalazana ny jobily fa mila iainana sy ampiharina ny hevitra fonosiny. Continuer la lecture
KOHEN RIVOLALA: Famatsiam-bola, tetika hanangonana ny harem-pirenena
« Entina hitsetsefana ny harem-pirenena Malagasy ny tambiny fanampiana ataon’ny mpamatsy vola an’i Madagasikara », hoy i Kohen Rivolala. Raha manome 10 Ariary ny firenena Malagasy izy, 100 Ariary ny tambiny iny. Sehatra ahafahany mahazo izany ny fitrandrahana ny harena an-kibon’ny tany. Continuer la lecture
AFD- MFB: Tarihina hiaro ny faritra arovana ny mponina.
Vola mitentina 32 miliara Ariary entina hiarovana ireo vala-javaboahary ao amin’ny faritra DIANA. Mizara roa mazava tsara ny hampiasana ny vola. Entina hiarovana ireo faritra arovana sivy atahorana ho lany tamingana ny zava-boahary ao aminy ny ampahany amin’io vola novatsian’ny “Agence Française de Développement » (AFD) io. Continuer la lecture
FENO KARAZANA ANTOKOM-PIVAVAHANA: Nahoana no mbola mahantra ?
« Resaka ara-panahy ny mampahantra ny Malagasy ». Efa 200 taona izay kanefa mbola miaina ao anatin’ny fahantrana i Madagasikara. Nambaran’ny mpitondra ny fivavahana jodaisma eto Madagasikara, Kohen Rivolala fa tsy mety amin’ny maha Malagasy ny karazam-pivavahana miditra eto. Continuer la lecture





















