Nahazo famatsiam-bola avy amin’ny Fondation du Lions Club International (LCIF) ny Lions Club Madagascar ho entina hanamafisana ny ady amin’ny coronavirus. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
FIATREHANA NY FIHIBOHANA : Mitohy ny fanampiana ataon’ny fikambanana SIF ireo mpatory an-dalana sahan’ny ministeran’ny mponina
Hifandrimbonana ny fanampiana ireo mpiray tanindrazana. Iaraha-mahalala fa ao anatin’ireo marefo ireo ny mpatory an-dalana. Noraisin’ny ministeran’ny mponina ny fanangonana azy ireo. Continuer la lecture
MISS MADAGASCAR 2020: Ho tanterahana amin’ity volana jolay ity ny famaranana lehibe
Efa voafaritra ny daty. Noho ny zava-misy ankehitriny, nanapa-kevitra ny komity nasionaly misahana ny Miss Madagascar (CNMM) fa hizara roa ny dingan’ny famaranana hifidianana ny Miss Madagascar taorian’ny fandinihana ny fomba rehetra azo atao. Continuer la lecture
CLOTURE DU MOIS DE L’ENFANCE : Happy Women a distribué de panier garni aux enfants défavorisés
Dans le cadre du mois de l’enfance, pour marquer son attachement aux valeurs humaines et particulièrement aux droits de l’enfant, Happy Women a une fois de plus apporter son soutien aux enfants défavorisés du Fokontany d’Andraharo. Continuer la lecture
KAOMININA ANTANETIBE MAHAZAZA: Misedra olana vokatry ny fiovan’ny toetr’andro
Tombony ho an’ny kaominina ny nahavità na ny SAC. Anisan’ireo kaominina 20, eto amin’ny faritra Analamanga, nahazo tohana avy amin’ny PAGE/ GIZ, tamin’ny famolavolana ny drafitra ifotony fanajariana ny tany na ny SAC (schéma d’aménagement communal) ny kaominina ambanivohitra Antanetibe Mahazaza, distrikan’Ambohidratrimo. Continuer la lecture
VILLAGE ORANGE: Miompana fahasalaman’ny reny sy ny zaza ireo toeram-pitsaboana
Foto-drafitrasa ilain’ny mponina. Notanterahina ny 19 jona 2020 ny fanokanana ny village Orange eny Antanety Anosiala. Continuer la lecture
GEM: Mangataka ny handoavana ireo trosa mbola tsy voaloan’ny fanjakana
Asa maika tokony ho tanterahana. Nanambatra ny feony ny mpampiasa sy mpiasa eny anivon’ny  sehatra tsy miankina noho ny krizy ara-toekarena nateraky ny COVID-19. Nanao fanambarana izy ireo ny 19 jona 2020 teny Antaninarenina. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR: Nanatitra fanampiana teny amin’ny CCO Ivato
Famenon’ny fanampiana teo aloha. Amin’ny maha orinasa tomponandraikitra sy manome lanja ny ara-tsosialy dia nanamafy ny fanohanana ny fitondram-panjakana amin’ny ady atao amin’ny COVID-19 ny Orange Madagascar tamin’ny alalan’ny fikambanana Orange Solidarité. Continuer la lecture
FETIM-PIRENENA MALAGASY: Efa misy chaines 25 isa kadoa ao amin’ ireo bouquets Startimes
Zava-baovao. Afaka andro vitsy sisa dia higadona ny fankalazana ny faha-60 taona nahazoan’i Madagasikara ny fahaleovantana. Continuer la lecture
FANARENANA ARA-TOEKARENA: Mitaky ny hijerena azy manokana ireo vehivavy mpandraharaha
Mità na andraikitra lehibe amin’ny lafiny toekarena. Nanao fanambarana ny vehivavy mpandraharaha izay mivondrona ao amin’ny fikambanana GFEM, EFOI, WTAM, FOM ny 15 jona 2020 teny Ambohijatovo. Continuer la lecture











