Mendrika tohanana ny ben’ny tanana miasa. Nihaiky ny Prezidà Rajoelina Andry fa miasa mafy ny ben’ ny tanà nan’Ivato Randrianarisoa Penjy amin’ny fampandrosoana ny tanà nan’Ivato. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
HOLAFITRY NY VADINTANY SY NY MPANAO LAVANTY ETO MADAGASIKARA : Hiakatra fitsarana ihany ilay raharaha nanaovana herisetra tamin’ny vadintany vehivavy.
Ny tantara dia mbola mitohy… Fantatra fa hiakatra fitsarana amin’ny Alatsinainy 07 Jona 2021 eny Anosy ny raharaha fitoriana nataon’ny vadintany vehivavy niharan’ny herisetra ara-batana teo am-panatanterahana ny asany raha ny vaovao azo. Continuer la lecture
EURO 2020 : Ao amin’ny Startimes ny fotoana !
Ho hita mivantana ao amin’ny Startimes ny lalao rehetra. Ekipa-pirenena 24 mahay indrindra ao eraopa no hiatrika ny fifaninanana Euro 2020 izay hanomboka amin’ny 11 jona 2020 ho avy izao ka haharitra iray volana. Continuer la lecture
Euro 2020 : Football pour tous avec StarTimes
La compétition de football la plus attendue de l’année arrive. L’Euro 2020 débute le 11 juin 2021 et en tant que diffuseur officiel, StarTimes s’est engagé à ce que chaque fan de football d’Afrique puisse profiter pleinement du tournoi. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITÉ: Mampiseho hatrany ny fahavononana amin’ny ady atao amin’ny Covid-19
Mpisehatra voalohany mandray anjara mivantana amin’ny ady atao amin’ny Covid-19 ny  mpiasan’ny fahasalamana. Continuer la lecture
VADINTANY SY MPANAO LAVANTY ETO MADAGASIKARA : Manohitra ny fihetsika rehetra fanohitohinana eo am-panatanterahana ny asany
Firenena tan-dà lana i Madagasikara. Manoloana ny herisetra nahazo an’i Maître RAZAFINDRAHASY Jonah Olivia teo am-panatanterahana ny asany dia nanameloka an’izany ny fikambanan’ny vadintany sy mpanao lavanty eto Madagasikara (Huissier de Justice et commissaires-Priseur de Madagascar) ny 17 May 2021 teny Ambohimanarina. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Mihoatra 40 % ny fampiasan’ny orinasa ny angovo azo havaozina
Ao anatin’ny vina ara-tontolo iainana « Énergie 2025 » an’ny vondrona Orange ny famaliana 50 % ny filana herinaratra amin’ny alalan’ ny angovo azo havaozina amin’ny taona 2025. Continuer la lecture
STARTIMES : GasyStar, chaîne malagasy 100% manome lanja ny fanatanjahantena sy kolontsaina
Fanohanana fanatanjahantena sy kolontsaina malagasy. Ao anatin’ny vinan’ny Startimes tamin’ity taona 2021 ity ny fanohanana ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Continuer la lecture
JOURNEE MONDIALE DU LIVRE ET DROIT D’AUTEUR : Les Happy Women ont organisé une sensibilisation sur le digital
Top chrono pour cinq jours dédiés aux livres! Une opération de sensibilisation sur le digital pour dynamiser et réveiller le goût de la lecture: telle est le challenge qui anime les Happy Women dans le cadre de la célébration de cette journée de 23 Avril 2021. Continuer la lecture
FANDAHARAN’ASA MADIO TOM: EPP 05 eto Antananarivo renivohitra nahazo toeram-pidiovana manaram-penitra
Toeram-pidiovana roa (02) no ifandimbiasan’ny mpianatra miisa 700 ao amin’ny EPP Anatihazo Isotry Teo aloha. « Tsy ampy izany ary tena mila fanamboarana tanteraka », hoy Talen-tsekoly, Nantenaina Farasoa Mampionona. Continuer la lecture











