Miankina amin’ny tale jeneraly ny zava-drehetra. Mangataka ny fiverenan’ny fampanandehanan-draharaha, faran’izay haingana, eo anivon’ny CNAPS ny solontenan’ny mpampiasa sy mpiasa mivondrona ao amin’ny GEM, FIVMPAMA, SIM, GEFP ary ny Confédération des Travailleurs de Madagascar (CTM). Continuer la lecture
Auteur R Nirina
PORT D’EHOALA MADAGASCAR: Un tarif préférentiel pour promouvoir le cabotage national
Le 08 juillet 2023, cela fera 14 ans que le port d’Ehoala a ouvert officiellement ses portes au grand public. Situé à Taolagnaro, dans la partie Sud de Madagascar, le Port d’Ehoala est un port en eau profonde dans l’Océan Indien. Continuer la lecture
FAMPIRANTIANA MOMBA NY LAMBA: Mpanakanto 20 mampiseho amin’ny fomba samihafa ny maha zavakanto ny lamba
Manan-danja eo amin’ny kolontsaina malagasy ny lamba. Tsy afaka misaraka amin’ny fiainana andavanandro, na fifaliana na fahoriana…Nampivondrona ireo mpanakanto maneho ny fomba fijeriny momba ny lamba – mampivoitra hevitra tsy manam-pahataperana – ny Hakanto Contemporary. Continuer la lecture
ADY TANY AO MAMPIKONY: Voalaza fa nangalatra ny voly namboleny ireo tantsaha voaantso eny amin’ny zandary
Tsy nisy nanakotaba mihitsy ireo tantsaha rehefa niverina namboly teo amin’i Labandy, tany mbola nisoratra amin’ny mpanjanaka (colon) teo aloha izay ao Mampikony, faritra Sofia (Lot de colonisation Port Bergé , lot 41). Continuer la lecture
ZAH@GEEK 2.0: Hitombo avo roa heny ny mpiasa ho raisina
Hetsika natokana ho an’ny asa miompana amin’ny nomerika ny Zah@Geek. Orinasa 30, mitady mpiasa mahafehy ny nomerika no nandray anjara tamin’ny andiany faharoa. Continuer la lecture
FONDS YAVARHOUSSEN: Paka sary malagasy miisa enina hampahafantatra ny zava-misy eto Madagasikara any Arles – Frantsa
Hampiranty ireo sangan’asany any amin’ny Docks d’Arles – Frantsa ireo paka sary Malagasy miisa enina ny 19 jolay ka hatramin’ny 19 aogositra 2023. Continuer la lecture
AMBATOVY : Fanolorana ny drafi-pampandrosoana ny kaominina (PCD) ho an’ireo kaominina voakasiky ny asa fitrandrahana
Notanterahina tao Toamasina ny 29 jona 2023 ny fanolorana ny Drafi-pampandrosoana ny kaominina (PCD) ho an’ireo Kaominina ambanivohitra any amin’ireo faritra voakasiky ny asa fitrandrahana ataon’Ambatovy sy ny Drafitra fampiasambola (PIC) hoan’ny Kaominina an-drenivohitra Toamasina sy Moramanga. Continuer la lecture
HUMANITAIRE : Le père Pedro décoré à Paris
Maurice Collin, un humanitaire ami de Madagascar, a été heureux de faire remettre au Père Pedro le « Grand Prix Humanitaire de France » catégorie « Grand Or » le 21 juin à Paris. C’est une belle reconnaissance. Continuer la lecture
CORSAIR: La compagnie aérienne est retour à Madagascar
Corsair a fait son retour à Madagascar. Le vol inaugural a eu lieu le 28 juin 2023. Continuer la lecture
AMBOROMPOTSY : Mety hitohy tokoa ve ny fandravana sy fanapotehina ireo trano mihorina eo?
Mitaintaina ireo mponina. Nahare feo ireo mponina monina ao Amborompotsy, Fokontany Tsarahasina Kaominina Ambohimangakely fa aorian’ny fetin’ny fahaleovan-tena no ho avy ny bulldozer handrava ny trano rehetra eo amin’ny tany antsoina hoe Manankasina III. Continuer la lecture











