Ampy nanampiana ireo zaza raisin’ireo fikambanana telo mandray an-tànana ny ankizy marefo ny fanampiana nalefan’ireo mpino silamo avy any Frantsa. Nandritra ny volana ramadany, niara-niasa tamin’ny fikambanana eto an-toerana toy an’i AIC, HARDI, MANDA sy fikambanana iraisam-pirenena « Grandir dignement » ny SIF (Secours Islamique France) tao anatin’ny volana jona 2018.
Continuer la lecture
Auteur R Nirina
FANOKAFANA KAONTY AO AMIN’NY ACEP: Hahazoana loka avy any amin’ny Startimes
Olona 20 nanokatra kaonty mahazatra (compte courant) no efa nahazo loka tamin’ny lalao “Loharano” niarahan’ny ACEP Madagasikara sy ny Startimes. Continuer la lecture
FIKAMBANANA CAPRICORNUS: Nisafidy manokana ireo zaza kamboty
Nahazo fanampiana avy amin’ny fikambanana Capricornus ireo zaza narian-dray aman-dreniny manodidina ny telopolo isa raisin’ny akany TOPAZA an-tànana. Continuer la lecture
JENERALY JEAN RAVELONARIVO: “Feno fitaka ny tany”
Voatery nanapa-kevitra ny ho kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy eo ny Jeneraly Jean Ravelonarivo. Nambarany tamin’ny fomba ofisialy androany 22 jona 2018 teny amin’ny trano fonenany eny Ivato izany. Continuer la lecture
Rasoazananera Marie Monique (MinSup) : « Ilaina ny fanatsarana ny fikarohana »
« Fanoitra mahomby ho fampandrosoana maharitra miaraka amin’ny fihavaozana sy fanatsarana ireo fikarohana ataon’ireo mpikaroka eto Madagasikara». Continuer la lecture
MPANDRAHARAHA ARA-TOEKARENA: Mitaky fampihenana ny hetra
Mavesatra dia mavesatra ny hetra sy ny haba tsy maintsy aloa raha hampiasa vola eto Madagasikara. Azo atao ny mampiroborobo ny sehatry ny indostria Malagasy saingy mitaky fandraisana andraikitry ny fitondram-panjakana izany. Continuer la lecture
TATOU EVENTS: Hiverina mandritra “Tia M’teuf” ny kilalao Malagasy fahiny
Ho famerenana ny sotoaviana Malagasy amin’ny lafiny kilalao dia mikarakara hetsika ny “Tatou Events” ny alatsinainy 25 jona 2018. Eny amin’ny Villa verte Ambatomiarahavavy no hanatanterahina ny hetsika manomboka amin’ny 9 maraina mandra-parain’ny andro. Continuer la lecture
GROUPE SIPROMAD: « Ampy hampandehanana ny firenena ny fizahantany »
Ny seham-pihariana fizahantany fotsiny dia azo hampandrosoana an’i Madagasikara. Mba ahafahana manantanteraka izany, manodidina an’io resaka io ny lohahevitra nodinihina nandritra ny famelabelarana niarahan’ireo mpiantsehatra amin’ny lafiny ny fizahantany eto Madagasikara androany 20 jona 2018. Continuer la lecture
« Tafio izy »
Hetsika tsy miankina amin-na antokom-pinoana na antoko politika; ary tsy manavaka na iza na iza… Continuer la lecture
33è promotion de l’Inscae : Le Cabinet TWA fier de ses Arivetso
La cérémonie de sortie officielle de la 33ème promotion de l’Inscae, dénommée Arivetso, a été effectuée au CCI Ivato ce vendredi 15 juin 2018. Continuer la lecture











