Olona iray no maty tsy tra-drano vokatry ny tifitra nataon’ny dahalo ireo fiara mpitatitra, mampitohy an’Antananarivo sy Morondava ny alin’ny alatsinainy hifoha talata, tokony tamin’ny roa ora maraina. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
LALAMPIRENENA FAHA-4 SY FAHA-6: Loza iray, loza roa, loza telo…
Tsy hialan-tsampona ny lalampirenena rehetra manerana an’i Madagasikara, indrindra ireo mampitohy seranan-dehibe sy tanà na lehibe toy ny faha-2 sy faha-7. Continuer la lecture
KAOMININA AMBOHIMANGAKELY: Mandry tsy lavoloha ny mponina
Matory any an-tsaha ireo zaza amam-behivavy amin’ny hafitsoky ny mpanao ratsy eny amin’ny manodidina ny kaominina Ambohimangakely. Voatery manao andrimasom-pokonolona ireo lehilahy amin’ny alina. Continuer la lecture
CAN 2019: Mijanona eo amin’ny laharana faharoa ny Barea
Boribory tokoa ny baolina ary tsy nanam-po ny vokatra ny mpitia baolina kitra malagasy. Resin’ny ekipa-pirenena avy any Soudan tamin’ny isa 1 no 3 ny Barean’i Madagasikara teny amin’ny kianjan’ny Cnaps Sport Vontovorina omaly Alahady 18 Novambra 2018. Continuer la lecture
MANGAMANGA NY SARY: Mangataka ny hanafoanana ny fifidianana
Mitaraina avokoa ny kandida amin’ny tsy fahatomombanan’ny fifidianana izay ho filohan’ny repoblika. Mifanesy maneho hevitra ireo mpanao politika momban’ny fisian’ny hala-bato. Continuer la lecture
TETIKASA MANITATRA 2 : Ny fambolena maharitra miaro ny tontolo iainana
Kaominina 17 ao amin’ny faritra Vakinankaratra afovoany sy tapany Andrefana no hisitraka ny fitohizan’ny tetikasa Manitatra voalohany. Natomboka tamin’ny alalan’ny atrikasa ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny tetikasa Manitatra faharoa. Continuer la lecture
KANDIDA MAILHOL Manaiky raha tsy misy ny halatra
Adidy masina ny fandraisana andraikitra amin’ny firenena amin’izao fifidianana ho filoham-pirenena izao, hoy ny Kandida Mailhol. Continuer la lecture
JEREMY MOREL: Hanatevina ny Barea
Na dia efa tafakatra any amin’ny dingan’ny famaranan’ny tompondakan’i afrika (CAN 2019) atao any Cameroun aza ny Barean’i Madagasikara dia tsy mitsahatra ny mitady ireo mpilalao manana fahaiza-manao ny mpanazatra, Nicolas Dupuis. Continuer la lecture
FANAMBOARANA TRANO: Fampiasam-bola azo antoka
Ahazoana tombony kokoa ny fampiasam-bola amin’ny fanamboarana trano eto Madagasikara. Continuer la lecture
« CONTENEUR » 12 AO AMIN’NY ORINASA IMEX : Mijaly ny tompon’entana
Narindrin’ny fadintseranana efa ho iray volana sy folo andro ny fitahirizana entana ao amin’ny orinasa IMEX. Continuer la lecture











