Vita tamin’iny taona 2018 iny ny lapan’ny tanàna vaovaon’ny kaominina Mahereza. Tsy latsa-danja amin’izany ny fahavitan’ny sekoly ho an’ny ankizy, hoy ny ben’ny tanànan’i Mahereza, RAKOTOARISOA Johnny. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
FAMPITOMBOANA NY ISAN’NY FARITRA HO 23: Kajy anankiray
Nilaza ny filohan’ny repoblika Andry Rajoelina nandritra ny lanonam-panjakana nanaovan’ny fianianany fa hizara 23 ny faritra raha toa ka 22 izy amin’izao fotoana izao. Continuer la lecture
ONIVERSITE AZO ANTOKA: Isaky ny diplaoma amin’ny lalam-piofanana ny fankatoavana
Betsaka ny mpianatra eny amin’ny oniversite tsy miankina amin’ny fanjakana no diso fanantenana satria tsy manan-kery ny diplaoma azony. Continuer la lecture
GOVERNEMANTA VAOVAO: Ho sarotra ny asa
Efa lany tamin’ny fitondrana teo aloha ny lalàna ny fitantanam-bola sy ny teti-bola (LFI) ho an’ny taona 2019-2020. Tsy maintsy havadika ho programam-panjakana (programme général de l’Etat) anefa ny fandaharan’asan’ny filoham-pirenena vaovao, Andry Rajoelina antsoina hoe: IEM na Initiative Emergence Madagascar. Continuer la lecture
IMBIKI HERILAZA: “Mila vahoaka mpisintona lakolosy isika”
Ho hita taratra mandritra ny fotoam-piasàn’ny filoham-pirenena vaovao, Andry Rajoelina ny fanatanterahan’ireo mpanohana azy ny teny izay nolazain’izy ireo hoe: “manohana tsy misy fepetra”. Continuer la lecture
RESULTATS OFFICIELS DU SECOND TOUR DE LA HCC: « Tendance et provisoire », confirmés
La Haute Cour Constitutionnelle (HCC), sous haute sécurité a proclamé solennellement les résultats officiels définitifs du second tour de l’élection présidentielle du 19 décembre dernier. Continuer la lecture
VOEUX D’IAVOLOHA: Absence du PM Ntsay et du clan Rajoelina
La cérémonie de présentation des voeux de Nouvel An sous l’égide du Président par intérim Rivo Rakotovao et de sa femme, s’est bien déroulée au Palais d’Etat d’Iavoloha, hier 7 Décembre. Continuer la lecture
MARC RAVALOMANANA « La vérité, rien que la vérité ! »
Le Candidat N°25 Marc Ravalomanana, non moins ancien président de la République a honoré de sa présence, lundi dernier la présentatation de voeux d’Iavoloha. Continuer la lecture
Analakely : Lasa tanàna haolo
Nipoaka ny « gaz à lacrymogène » tetsy Analakely 30 minitra lasa izay. Lasa tanàna haolo noho izany ilay toerana be olona mivezivezy sy anjakan’ny fitohanan’ny fifamoivoizana. Mihidy avokoa ny mpivarotra, tsy misy fiara mandeha anisan’izany ny taxi-be. Continuer la lecture
PREFEKTIORAN’ANTANANARIVO :Hisakana ny hetsika etsy amin’ny kianjan’ i 13 Mey
Nanapa-kevitra ny prefektioran’Antananarivo fa tsy nomena alalana hanao hetsika eo amin’ny kianjan’ny 13 Mey (Parvis ) ny K25 hiaro ny safidiny. Sady io maraina io ihany koa vao nanatitra ny fangatahany izay tsy tafiditra ao antin’ny lalàna intsony fa tara satria tokony roa andro mialoha ny hetsika no nanaterana ny fangatahana fahazoan-dalana io.
Mety misy fiantraikany amin’ny filaminam-bahoaka io hetsika io hoy ny prefet Antananarivo, Jeneraly Angelo Ravelonarivo. Raha ny fantatra dia miaro ny safidiny ihany koa ny andaniny ka mety ho avy ao ka hiteraka fifandonana izany. Manana roa andro izy ireo hanao fitoriana eny amin’ny HCC raha misy ny tsy nety tamin’iny fifidianana iny araka ny lalana 2018/009 relative amin’ny fifidianana filoham-pirenena fa tsy ny fitarihana ny olona hidina an-dalambe.
Manintona ny sain’ny vahoakan’Antananarivo mba ho mailo tsy ho voatarika amin’ny toe-javatra tsy ara-dalana toy io.
Nirina R.











