Efa nisy ny andrana natao ary nahitam-bokany izany. Sekolim-panjakana sy tsy miankina ao amin’ny ambaratonga voalohany (kilasy fahaenina sy fahadimy) miisa 12 no nanaovana andrana tamin’ny fampidirana ny « agroécologie » na fomba fambolena maharitra mikajy ny tontolo iainana tao anaty fandaharam-pianarana. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES: Tsy andoavam-bola kanefa miantoka ny ho avin’ny ankizy
Fiaraha-mientan’ny mpisehatra rehetra. Mpanapa-kevitra ara-politika, mpitarika fivavahana, mpisehatra amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena, fikambanan’ny vehivavy mpanao gazety sy maro hafa miara-mientana amin’ny UNICEF amin’ny fampiroboroboana ny PFE (Pratiques Familiales Essentielles). Continuer la lecture
PRATIQUES FAMILIALES ESSENTIELLES: Tsy andoavam-bola kanefa miantoka ny ho avin’ny ankizy
Fiaraha-mientan’ny mpisehatra rehetra. Mpanapa-kevitra ara-politika, mpitarika fivavahana, mpisehatra amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena, fikambanan’ny vehivavy mpanao gazety sy maro hafa miara-mientana amin’ny UNICEF amin’ny fampiroboroboana ny PFE (Pratiques Familiales Essentielles). Continuer la lecture
MAISONS DIGITALES: Des centaines de femmes bénéficient d’un apprentissage innovant et gratuit
Vecteur d’émergence et d’autonomisation des femmes. Une nouvelle Maison Digitale pour les femmes est désormais opérationnelle. Continuer la lecture
TARIKA ‘ZAY : Manome fotoana ny mpankafy ny 1 desambra 2019
Fanomezana fahafaham-po. Isaky ny herintaona sy tapany ny tarika ‘Zay no manao fampisehoana, araka ny fanazavan’ny lehiben’ny departemantan’ny serasera eo anivon’ny Orange Madagascar nandritra ny tafa ho an’ny mpanao omaly 22 novambra 2019, niresahana ny fampisehoana karakarain’ny Ivenco. Continuer la lecture
FANAJANA NY ZON’NY ANKIZY : Mitondra azy ho tomponandraikitra rehefa lehibe
Ho avin’ny fampandrosoana ireo ankizy. Rehefa voavolavola amin’ny tsara ny ankizy dia ho lasa moteran’ny fampandrosoana ny firenena. Continuer la lecture
ESD: Sekoly ambony tsy mampianatra afa-tsy lalàna sy “science politique”
Zava-baovao. Maro ny vaovao nampitain’ny tomponandraikitry ny ESD (Ecole Supérieur de Droit et de Science Politique) androany 21 novambra 2019. Continuer la lecture
MISS MADAGASCAR 2019: Voahajan’ny CMM ny dingana rehetra tokony atao
Miova tampoka. Taorian’ny fanambaran’i Valérie Binguira, Miss Madagascar 2019 androany (21 novambra 2019) tamin’ny tambazotran-tserasera sosialy “facebook” dia nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny CMM androany tamin’ny telo ora, izay tokony nanatrika izany i Valérie saingy tsy tonga na dia efa nahafantatra aza. Continuer la lecture
STARTIMES : Tonga aloha dadabe noely
Afaka manjifa ny televiziona nomerika ny isan-tokantrano. Continuer la lecture
SECES: Miantso ny Prezidan’ny Repoblika sady hamory ny mpianatra
Tsy araky ny eritreretina. Nihaona tamin’ny ministry ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa ny solontenan’ny SECES manerana ny Nosy ny 19 novambra 2019. Rehefa avy nivory ny mpampianatra-mpikaroka sy ny mpikaroka-mpampianatra avy eto Antananarivo sy ny solontena avy any amin’ny faritany omaly 20 novambra 2019 dia nanao fanambarana tamin’ny mpanao gazety. Continuer la lecture










