Sehatra ifampiresahan’ny mpitondra sy ny mpiara-miasa. Notontosaina ny 12 desambra 2019 teny Antaninarenina ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny birao vaovao, hitantana ny SNAIM (sendika ivondronan’ny mpiasan’ny hetra eto Madagasikara). Continuer la lecture
Auteur R Nirina
GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR : 20 taona nanome ny soa ho an’ny mpanjifany
Raha hetsika ara-barotra dia efa manana traikefa amin’izany ny Mada Vision. Continuer la lecture
TELMA SHOP TSARALALANA: Miezaka manakaiky ny mpanjifa
Betsaka olona mifamezivezy. Ao anatin’ny politikan’ny Telma ny fanatonana ny mpanjifa. Nisokatra tamin’ny ofisialy ny 06 desambra 2019 ny Telma Shop faha-26 eto Antananarivo ary faha-71 raha manerana an’i Madagasikara. Continuer la lecture
ASSURANCE MAMA: Andian’olona manaparitaka vaovao, anisan’ireo nampibaby trosa
Fantatra ny ambadik’ireo andian’olona. Manoloana ny vaovao miely amin’ny haino aman-jery fa tsy mandeha amin’ny laoniny ny fitantanana ao amin’ny tranom-piantohana MAMA dia namory mpanao gazety ny teo anivon’ny filankevi-pitantanana, ny solontenan’ny mpiasa miara-mitantana ary ny delegen’ny mpiasa, ny 09 desambra 2019 teny amin’ny foibeny teny Isotry. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : La santé et le bien être des salariés au cœur des préoccupations
Comme chaque année, au début du mois de décembre, Orange Madagascar saisit l’occasion de la journée mondiale de la lutte contre le Sida pour déployer une campagne de sensibilisation et de dépistage du VIH Sida auprès de ses salariés et de leurs familles, ainsi que de ses collaborateurs externes. Continuer la lecture
PENJY RANDRIANARISOA: Nandray ny andraikiny sahady amin’ny fanadiovana ny tanànan’Ivato
Tao anatin’ny efa-bolana tsy nitantanany ny kaominina. Tsy niandry vali-pifidianana ofisialy ny mpiara-dia amin’i Penjy Randrianarisoa fa tonga dia nandray ny andraikiny. Continuer la lecture
BAOBAB ETO MADAGASIKARA : Ho lasa tantara sisa…
Tandidomin-doza. Raha valo ny karazana baobab manerana an’izao tontolo izao dia ny fito amin’ireo eto Madagasikara, ny enina amin’ ireo dia tsy hita afa-tsy eto amintsika ary ny telo hita ao amin’ny faritra Menabe. Continuer la lecture
ACAT MADAGASCAR: Nihena ny isan’ny olona voaazona am-ponja vonjimaika
Nanao ezaka be ny fitondram-panjakana. Feno telo taona ny tetikasa “iadiana amin’ny fiazonana am-ponja vonjimaika tsy manara-dalàna”, sahanin’ny ACAT Madagascar (Actions des Chrétiens pour l’Abolition de la Torture à Madagascar). Continuer la lecture
HENRI RATSIMBAZAFY: « Ny tantaram-piainako »
60 taona nihirana. Manome fotoana ny mpankafy azy i Henri Ratsimbazy ny 08 desambra 2019 amin’ny 03 ora tolakandro, eny amin’ny CCI Ivato. Continuer la lecture
SECES SY NY MPIANATRA ENY ANKATSO: Samy manana ny marary azy
Lakolosy fanairana. Nizara vaovao tamin’ny mpianatra momba ireo fitakiany ny Seces (Sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra) sampana Antananarivo androany 04 desambra 2019 teny amin’ny Esplanade Ankatso. Continuer la lecture











