Noho ny finiavan’ireo ray aman-dreny manana zanaka misedra fahasarotana amin’ny fianarana dia nanokatra ivon-toeranam-pampianarana natokana ho azy ireo eny Androhibe ny fikambanana AVANA. Continuer la lecture
Catégorie Actus
COUPE DU MONDE QATAR 2022 : Afaka manaraka mivantana ireo lalao 64 amin’ny alalan’ny Airtel TV ny Malagasy
Nanomboka omaly 20 novambra 2022 ny lalao ho fiadiana ny amboara eran-tany amin’ny taranja baolina kitra, andiany faha-22. Qatar sy Equateur no nisantatra ny lalao fanokafana ho an’ny vondrona A. Continuer la lecture
OPERATION SMILE TOUR: Hanome fitsaboana feno ho an’ireo olona sima molotra sy vakilanilany amin’ny faritra Atsimon’i Madagasikara
Handalo eto Antananarivo, Antsirabe, Fianarantsoa ary Toliara ny fiara mitondra ny ekipan’ny Operation Smile hanatona ireo olona sima molotra sy vakilanilany sy hanome fitsaboana feno ho azy ireo mandritra ny “Operation Smile Tour”. Continuer la lecture
KARATRA VISA AKORY: 1000 Ariary monja ny sarany isaky ny mividy entana na mandoa vola amin’ireo tranokala iraisam-pirenana
Taloha raha hividy entana ao amin’ny internet dia tsy maintsy manana “carte Visa”. Tsy maintsy manana kaonty eny amin’ny banky anefa vao mahazo “carte Visa”. Continuer la lecture
VONO OLONA TAO ANKAZONDANDY : Hiatrika fitsarana ireo voarohirohy
Misy mitady hirika hanalefahana ny sazy. Continuer la lecture
CONSULTATIONS ET SOINS MEDICAUX GRATUITS : Airtel déploie le projet « santé de proximité » dans la Commune Urbaine d’Antananarivo
Près de 1 000 patients ont déjà joui de consultations et de soins médicaux gratuits grâce au programme « santé de proximité » concocté par Airtel Madagascar et la Commune Urbaine d’Antananarivo (CUA). Continuer la lecture
MONDIAL 2022 : Remise exceptionnelle chez Baolai
Une belle période festive en perspective avec les diverses fêtes à venir. Continuer la lecture
OPERATION SMILE: Zava-dehibe ny fitsaboana feno ho an’ireo sima molotra sy ny vakilanilany
Hanome fitsaboana feno ho an’ireo sima molotra sy vakilanilany no vinan’ny Operation Smile ho an’ny 10 taona manaraka. Continuer la lecture
KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA : Mandray ireo zaza iharan’ny herisetra ny « centre d’accueil d’urgence » eny Isotry
Nohavaozina ny ivon-toerana vonjimaika mandray ireo zaza iharan’ny herisetra (centre d’accueil d’urgence) eny Isotry noho ny fiarahamiasa teo amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) sy ny Coopération Allemande, ny fikambanana Dinika sy Rindra ho an’ny vehivavy, ny Orange Solidarité Madagascar ary ny Unicef Madagascar. Notokanana ny 14 novambra 2022 teny amin’ny annexe BMH Isotry ity ivon-toerana ity. Continuer la lecture
ORANGE DIGITAL CENTER: Mahazo tosika amin’ny lafiny ara-bola sy lalàna ireo tompona tetikasa
Mitombo ireo orinasa mifanome tanana amin’ny fanohanana ireo tetikasa vao misandratra misehatra amin’ny nomerika. Continuer la lecture





















