Manana tombony kokoa. Anisany manamora ny fahafahan’ny rehetra mikirakira vola ny fisian’ny “mobile money” na fikirakirana vola amin’ny alalan’ny finday. Continuer la lecture
Catégorie Actus
FANOHIZANA FIANARANA ANY IVELANY : Ampahafantarina mandritra ny « salon des études internationales » ireo fepetra takiana
Mila fanomanana. Tanterahina nanomboka ny alarobia 01 martsa ary hifarana ny alakamisy 02 martsa 2023 eny amin’ny Akoor Digue Andohatapenaka ny « Salon des études internationales ». Continuer la lecture
Rio Tinto QMM : Namatsy vola ny toby famatsian-drano fisotro madio ny tanànan’Andrakaraka
Amin’ny maha orinasa tompon’andraikitra an’i QMM, eo amin’ny lafiny fampandrosoana, ara-toekarena sy ara-tsôsialy eto amin’ny firenena dia nanapa-kevitra ny hitondra ny anjara birikiny amin’ny famahàna ny iray amin’ireo fanamby lehibe indrindra misy eto Madagasikara izy. Continuer la lecture
LES PRIX SONT EN FETE CHEZ BAOLAI
En cette période de l’ année, le mois de Mars reste comme toujours synonyme de renouveau pour le citoyen lambda. Continuer la lecture
Orange Esport Experience 2022: Tompondakan’i Afrika amin’ny lalao eFootball23 i Rayan Mamitiana Herilanto Ralainaivo
Voasafidy ho ambasadaorin’ny Orange Madagascar amin’ny taranja ara-panatanjahatena atao amin’ny alalan’ny « jeu vidéo » na antsoina hoe « eSport » i Rayan Mamitiana Herilanto Ralainaivo. Continuer la lecture
HAZAKAZAKA ANATY NATIORA – UTOP 2023: Hitondra ny fahaiza-manaony amin’ny sehatrin’ny teknolojia ny Orange
Lasa hetsika tsy azo ihodiviran’ny mpankafy hazakazaka anaty natiora ny « Ultra Trail des Ô Plateaux » na UTOP. Continuer la lecture
FANAJANA TONTOLO IAINANA SY FANOMEZANA LANJA NY SOSIALY: Orinasa voalohany teto Madagasikara nahazo fanamarinana B Corp ny WELIGHT
Misy fiantraikany tsara amin’ny sosialy sy toekarena eto Afrika. Orinasa voalohany eto Madagasikara nahazo ny fanamarinana B Corp ny WELIGHT. Continuer la lecture
SERANAM-PIARAMANIDINA ANTANANARIVO SY NOSY BE: Nahazo voalohany ny fankatoavana momba ny fitantanana etona karbônina teto Madagasikara
Fanapahan-kevitra noraisin’ny ACI Europe ho fanomezana fanamarinana ofisialy ho an’ireo seranam-piaramanidina momba ny fitantanana etona karbônina ny ACA na « Accréditation Carbone ». Continuer la lecture
ST AFRIK : une nouvelle chaine des séries et des films africains lancée par StarTimes
Le 14 février, StarTimes a lancé une nouvelle chaîne, ST AFRIK, qui propose au public africain un large éventail de contenus, en mettant l’accent sur des séries et des films africains, comme slogan « TOUT EST MERVEILLEUX ». Continuer la lecture
AMBATOVY : Nanolotra « sulfate d’ammonium » 500 taonina
Ao anatin’ny fiaraha-miasa tamin’ny tetikasa PAPRIZ, izay tohanan’ny JICA (l’Agence Japonaise de Coopération Internationale, sy ny Ministeran’ny Fambolena sy fiompiana, dia nanolotra « sulfate d’ammonium » 500 taonina Ambatovy ho fandraisana anjara amin’ny fanamafisana ny fiahiana ara-tsakafo sy ny ezaka ho an’ny fahavitan-tena amin’ny lafiny sakafo eto amin’ny firenena. Continuer la lecture





















