La salle des pas perdus de l’AKOOR route digue s’avère exiguë pour contenir les enfants et parents ayant assisté au tirage au sort effectué par l’équipe de Dream in TV dirigé par Mihantavola, la célèbre animatrice de cette festivité de la Nativité dénommée « Noël en fête » proposée au grand public par Dream in TV. C’était l’après-midi du vendredi. Continuer la lecture
Catégorie Actus
FOCUS DEVELOPMENT: Araraotina ireo tsy manan-tsata.
Tsy manan-tsata, resaka tsy faheno kanefa misy eto Madagasikara. Mpiavy avokoa no niforonan’ny mponina teto. Mbola nitohy izany taty aoriana ka betsaka amin’izy ireo no niteraka teto an-toerana. Mijaly sy mahantra anefa ireo taranaka ireo satria tsy manan-jo ho olom-pirenena Malagasy vokatry ny lalana”. Iharan’ny fanararaotana mihitsy.
Izany indrindra no nahatonga ny Focus Development nanatontosa tetikasa “Gasy Jiaby” natokana ho an’ny “apatride” na ny tsy fananan-tsata. Continuer la lecture
AKAMA 67 HA: Appui de la Chine
La République Populaire de Chine, à travers son Ambassade à Antananarivo, a offert au centre d’éducation pour sourds AKAMA 67 ha deux écrans plats ainsi que des machines à bois assorties d’outils de travail pour l’atelier-école. Continuer la lecture
La Santé ailleurs
Comme à l’accoutumé, nous publions sans commentaire dans nos pages Sciences et Culture le courrier reçu du Dr Maurice Collin, un ami de Madagascar. Continuer la lecture
VISION MADAGASCAR: Mitohy indray ny asa sosialy amin’izao fety izao.
Isaky ny vanim-potoana ny fetin’ny noely sy ny farany taona, mandray anjara amin’ny asa sosialy ihany koa ireo orinasa na kely na lehibe. Nahazo ny anjara tandrifiny avy any amin’ny orinasa VIMA ny mpiasan’ny kaominina an’Antananarivo Renivohitra (CUA). Continuer la lecture
DFP: Ovaina indray ny governemanta hahazoana ilay 10 miliara dolara?
Fomba fiasan’ny vondrona eropeanina voafaritry ny accord de Cotonou hifamatorany amin’ny ACP ny fanaovana “dialogue politique”. Vokatry ny saisine nataon’ny, nanatanteraka izany tamin’ny governemanta Malagasy ity vondrona ity. Continuer la lecture
CFI : Hervé Rakotozanany
Anterivava : Rakotozanany Hervé
Délire Madagascar (DM) : Rakotozanany Hervé, nandray anjara niaraka tamin’ny CFI tamy fanofanana ianao. Inona moa ny tena vontoatiny ? Continuer la lecture
Atelier de formation en journalisme : Emmanuel De Solere Stintzy
Délire Madagascar (DM) : Emmanuel De Solere Stintzy, vous êtes formateur de Canal France International, vous avez procédé à une formation pendant quelques jours à Antananarivo. Quel est l’intitulé de cette formation ?
Emmanuel De Solere Stintzy (EDSS) : « Cette formation organisée par CFI Canal France International portait sur le débat interactif, mais cette fois-ci le débat communautaire. Donc, on est sorti des studios radio et on a organisé les débats en public. » Continuer la lecture
GUY LAURENT : “Fernand Cello no tena mpanakorontana”.
Anterivava: Guy Laurent RAMANAKAMONJY
“Tsy ara-dalana ny onjam-peo Jupiter any Ilakaka”, hoy i Guy Laurent RAMANAKAMONJY, Sekretera jeneralin’ny (SG) Ministeran’ny Serasera. Izany no nahatonga ny fanakatonana azy. Continuer la lecture
ANTOKO MAPAR: “Mitory tsy filaminana ny fanagadrana an’Augustin ANDRIAMANANORO”.
“Vao andro vitsivitsy monja ny fandaniana ny lalan’ny fampihavanam-pirenena teny amin’ny Antenimierampirenena, efa mandika izany sahady ny fitondram-panjakana”, hoy ny Antoko politika MAPAR. Continuer la lecture





















