Mahatsapa ny antoko politika Mientana ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara (MDM) fa tsy mifanipaka velively ny firosoana amin’ny fifidianana filohampirenena sy ny fanorenana ifotony. Continuer la lecture
Catégorie Actus
ANTOKO AVANA : Kandida tokana tohanany i Andry Rajoelina
Tao anatin’ny efa-taona no nanomanana ny fifidianana ny antoko AVANA (Antoko ny Vahoaka Aloha No Andrianina). Nifanerasera tamin’i Andry Rajoelina ny antoko nandritra izay fotoana izay. Continuer la lecture
Kandidà Rajaonarimampianina: “Ny Asa vita no ifandrefesana”
Ela niandrasana ny vahoaka, tonga ny fotoana tsy maintsy nanambaran’ny Filohampirenena Rajaonarimampianina Hery ny filatsahany ho fidina. Continuer la lecture
Coups bas …
L’opinion publique sera fixée sur la liste officielle des candidats à l’élection présidentielle le 26 août prochain après que la Haute Cour Constitutionnelle ait statué sur les dossiers de candidature qui lui sont parvenus jusqu’au 21 août. Continuer la lecture
DHD :Tsy mahatoky ny CENI
Ilaina amboarina ny fitsipi-dalao raha tiana hahomby sy azo antoka ny fifidianana. Tsy laharam-pamehana ny fanatanterahana ny fifidianana fa ny eo ihany ny eo ho an’ny antoko politika Dina maHa-olona sy Demokrasia (DHD). Continuer la lecture
KANDIDA RADILOFE MAMY RICHARD : Laharam-pamehana ny zava-drehetra
Nanatitra ny antontan-taratasy filatsahan-ko fidiany Radilofe Mamy Richard omaly 16 aogositra 2018. Mpisolovava izy ary ny antoko politika Roso ho an’ny Demokrasia Sosialy (RDS) no nanolotra azy ho kandida amin’ny fifidianana filohampirenena. Continuer la lecture
OPENFLEX: Rindram-baikom-pitantanana orinasa
Miroborobo manaraka ny teknolojia ankehitriny ny fisian’ny rindram-baiko isan-karazany. Mivoatra ny fomba fampiasana ny rindram-baiko amin’ireny orinasa ireny. Continuer la lecture
NY RADO RAFALIMANANA : Hanampy ny tanora manana tetikasa
« Tsy ho mpiasan’olona intsony ny tanora fa hanorina orinasa ho azy manokana ». Hametraka famatsiam-bola ho an’ny tanora Malagasy manana tetikasa izay tsy mandalo fanjakana i Ny Rado Rafalimanana sy ireo mpiara-miombon’antoka miaraka aminy. Continuer la lecture
FAHASAROTANA MANDRITRA NY FAMPITERAHANA : Manatsara ny fahaizan’ny rasazy
Nahazo fitaovana fampiterahana hanaovana fanazaran’asa avy amin’ny vahoaka Amerikanina (USAID) ny holafitry ny mpampivelona. Continuer la lecture
Jean Jacques RATSIETISON : Miala avy hatrany raha tsy tanteraka ny fampanantenana
«Manao fifamatorana amin’ny vahoaka Malagasy aho. Iray vola hitsanganan’ny governemanta, hidina antsasany ny vidin’entana amin’ny andavanandro, ny solika…afaka roa taona hitondrako ny firenena, hampidina antsasany indray mandeha indray ny vidin’entana isan-karazany izay efa nidina teo aloha. Continuer la lecture





















