“Ticket carburant” mitentina 150.000 Ariary no azon’ny voalohany tamin’ny lalao tombola nokarakarain’ny orinasa Hydis. Continuer la lecture
Catégorie Actus
MPIANATRY NY ONIVERSITE EUROI : Ifandrombahan’ny orinasa
Mpianatra telopolo indray nahazo ny diplaoma Licence sy Ingéniorat. Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny 26 oktobra 2018 tao amin’ny espace Sombiniaiko Soavimbahoaka ireto andiany faha-28 misalotra ny anarana hoe : « émeraude » ireto. Continuer la lecture
FANAMBOARANA TRANO: Fampiasam-bola azo antoka
Ahazoana tombony kokoa ny fampiasam-bola amin’ny fanamboarana trano eto Madagasikara. Continuer la lecture
« CONTENEUR » 12 AO AMIN’NY ORINASA IMEX : Mijaly ny tompon’entana
Narindrin’ny fadintseranana efa ho iray volana sy folo andro ny fitahirizana entana ao amin’ny orinasa IMEX. Continuer la lecture
OLOM-PANJAKANA MANAO PROPAGANDY: Hiroso amin’ny fitoriana azy ireo ny DFP
Miditra amin’ny herinandro faha-telo ny propagandy isika izao, efa an-jatony ny olom-panjakana azo sary nanao fampielezan-kevitra. Continuer la lecture
BAREA (Bôlida sy Faneva): Tsy nisy nieritreritra ny hanala azy ireo
Manoloana ireo resaka izay miparitaka momba ireo mpilalao roalahy ireo dia nilaza ny heviny ireo mpikambana ao amin’ny fédérasiona Malagasin’ny baolina kitra. Continuer la lecture
CLUB DES SUPPORTEURS DU FOOTBALL MALAGASY : Mpanohana mavitrika ny ekipam-pirenena
Vonona hanohana hatramin’ny farany ny ekipam-pirenena malagasy ny Club des supporteurs du football malagasy (CSFM). Continuer la lecture
FOIRE INTERNATIONALE DES GEMMES ET BIJOUX DE MADAGASCAR : Miteraka asa
Mbola malalaka ny tsena eo amin’ny sehatry ny fitrandrahana sy fanodinana ny vatosoa eto Madagasikara. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly 23 Oktobra 2018 ka hifarana ny 27 Oktobra ny tsena iraisam-pirenena amin’ny sehatry ny vatosoa na « Foire internationale des gemmes et bijoux de Madagascar » atao eny amin’ny « Mining business center » Mamory Ivato. Continuer la lecture
FIKAMBANANA ZAH GASY: “Averina ny lazan’ny SCB Besarety”
Manana ny toerany ny lalao lavalava eto Madagasikara na eo amin’ireo kilioba izany na eo amin’ny ekipam-pirenena. Izany no mahatonga ny fikambanana na orinasa na olon-tsotra manohana ny klioba iray. Continuer la lecture
FITANANA AM-PONJA VONJIMAIKA: Olona 52 maty tsy voatsara akory
Tsy voahaja ny zon’olombelona ho an’ireo voatana vonjimaika any am-ponja, araka ny fanadihadiana nataon’ny fikambanana Amnesty International tamin’ireo fonja sivy teto Madagasikara tamin’ny volana aogositra 2017 ka hatramin’ny septambra 2018. Continuer la lecture





















