Miezaka mandray anjara amin’ny sehatra rehetra ahafahana manampy ny mpiara-belona ny fiangonana ny advantista. Continuer la lecture
Catégorie Actus
RAKOTONDRAZAFY LALATIANA: Voatery manazava ny hevi-panjakana
Nanazava ny antony hanovàna ny lalàmpanorenana amin’ny alalan’ny fitsapan-kevi-bahoaka ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina sady mpitondra teny ny governemanta Rakotondrazafy Andriatongarivo Lalatiana omaly 23 aprily 2019. Continuer la lecture
VAKY BOKY : Ireo tombontsoa azo avy aminy
Tamin’ny alalan’ny fampiantsoana ireo mpisehatra eo anivon’ny boky sy ny vaky boky no nanamarihan’ny ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina ny andro iraisam-pirenena ho an’ny boky sy ny zon’ny mpamorona, omaly 23 aprily 2019. Continuer la lecture
FITSAPAN-KEVI-BAHOAKA: Manitsaka ny lalam-panorenana ny mpitondra hoy ny TIM
« Tsy nanaja ary tsy nitandro tahaka ny hanaka andriamaso ny lalam-panorenana ny prezidàn’ny repoblika raha namoaka iny fanapahan-kevitra ho fiantsoana ny mpifidy handatsa-bato amin’ny fitsapa-kevi-bahoaka hampiarahana amin’ny fifidianana solombavambahoaka amin’ny 27 Mai 2019 ho avy izao », hoy ny filohan’ny antoko TIM, Ravalomanana Marc. Continuer la lecture
GSDM-EFTA: Nivoaka ny teknisiana misahana manokana agroécologie
Tsy ampy ireo teknisiana ara-pamokarana hanolo-tsaina ny tantsaha hiatrika ny fiovaovan’ny toetr’andro. Izany indrindra no antom-pisian’ireo « conseillers spécialisés en agriculture de conservation et agroécologie» (AE/AC). Continuer la lecture
ROVA AN’ANTANANARIVO: Hiato ny fitsidihana atsy ho atsy
Tsy toy ny mahazatra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tsangambato sy ny toerana miavaka. Continuer la lecture
FIAHARAHAMIASAN’NY AFHAM SY GFEM: Ho fanomezana asa ny vehivavy sembana
Tontosa omaly 18 aprily 2019 ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa eo amin’ny fikambanana AFHAM (Association des Femmes Handicapées de Madagascar) sy ny GFEM (Groupement des Femmes Entrepreneurs de Madagascar). Continuer la lecture
FANAFIHANA NY FIARA « BRINKS »: Dimy ireo voasambotra
Mitohy ny fanadihadiana mombany raharaha fanafihan’ny fiara Brinks mitondra vola teny amin’ny lalan’ny By-pass Antananarivo. Continuer la lecture
KOLONTSAINA SY NY HAREM-BAKOKA: Azo atao foto-pivelomana
Namory ireo mpanao gazety ara-kolontsaina ny fikambanan’ny vehivavy mpiantsehatra eo amin’ny kolontsaina sy ny harem-bakoka eto Madagasikara (ACFD) ny 9 aprily 2019 teny amin’ny foiben-toeran’ny UNESCO Andraharo. Continuer la lecture
ENTONA MANGEJA HAFANANA : Tompon’antoka ihany koa ny sehatry ny ala
Mamoaka entona mangeja hafanana (gaz à effet de serre) be indrindra eto Madagasikara ny sehatry ny ala. Anisany mahatonga izany ny doro tanety, ny fanapahana ny ala. Continuer la lecture





















