SIPEM Banque réaffirme son engagement envers les entrepreneurs du Vakinankaratra. Continuer la lecture
Archives mensuelles mars 2025
FIANDRIANANA ARA-TSAKAFO SY ARA-BOLA ETO AFRIKA: Hanome sosokevitra ny mpandraharaha kristianina mandritra fihaonamben’ny UNIAPAC Afrika
Hampiantrano ny fivoriamben’ny fikambanan’ny mpandraharaha kristianina (UNIAPAC) eto Afrika i Madagasikara, ny 27 sy 28 martsa 2025, eny amin’ny Univeristé Catholique de Madagascar (UCM), Ambatoroka. Continuer la lecture
TRAIL D’IBITY – 9eme ÉDITION : Les coureurs auront l’opportunité de découvrir la faune et la flore endémiques ainsi que la piscine naturelle du Massif d’Ibity
À l’approche de sa neuvième édition, le Trail d’Ibity 2025 se prépare à accueillir plus de 2 000 coureurs pour une aventure unique alliant le sport, la découverte et la solidarité. Continuer la lecture
ZON’NY VEHIVAVY : Manohana ny vehivavy ho lasa mpandraharaha ny fikambanana Porte Bonheur
Mbola tsy misitraka ireo zo fototra mitovy amin’ny lehilahy ny vehivavy malagasy raha amin’ny sehatry ny asa noresahana. Ahitana tsy fitoviana ohatra ny karaman’ny lehilahy sy vehivavy kanefa asa mitovy no atao. Continuer la lecture
SALON DES ÉTUDES INTERNATIONALES : Miha betsaka ny tanora malagasy misafidy hanohy ny fianarany any ivelany
Antony maro no mahatonga ny tanora malagasy mandranto fianarana ambaratonga ambony any ivelany, araka ny fanadihadiana nataon’ny Mada Jeune tamin’ireo « salon des études internationales » andiany 14 teo aloha. Continuer la lecture
TANORA SY FANDRAHARAHANA: Tetikasa malagasy Plastikôo no nandrombaka ny Prix International Orange Summer Challenge 2024
Lasan’i Madagasikara, tamin’ny alalan’ny tetikasa Plastikôo ny amboara tamin’ny fifaninanana “Prix International Orange Summer Challenge”, andiany faharoa. Continuer la lecture
FANATANJAHANTENA: Manohana ny fampiroboroboana ny “padel” ny Orange Madagascar
Fanatanjahantena mivoy fahasahiana, fitiavana, fiarahamiasa anaty ekipa ny “padel”. Nanavao ny fiarahamiasa ny Orange Madagascar sy ny Malagasy Pro Padel Tour (MPPTour) ho fanohizana ny fampiroboroboana ny “padel”, indrindra ho fanafainganana azy ho lasa taranja manana ny toerany eto amintsika. Continuer la lecture








