Betsaka olona mifamezivezy. Ao anatin’ny politikan’ny Telma ny fanatonana ny mpanjifa. Nisokatra tamin’ny ofisialy ny 06 desambra 2019 ny Telma Shop faha-26 eto Antananarivo ary faha-71 raha manerana an’i Madagasikara. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
RAHARAHA ASSURANCE MAMA: “Tsy ara-dalàna ireo mpikambana ao amin’ny filankevi-pitantanana”
Manizingizina. Manoloana ny filazam-baovao niparitaka tamin’ny haino vaky jery aman-tranokala fa zanaky ny mpitondran’ny tranom-piantohana MAMA teo aloha izay anisany nampibaby trosa ity tranom-piantohana ity, ny iray amin’ ireo andian’olona milaza fa tsy ara-dalàna ny fitantanana dia namaly izany ity voatonona ity, ny 10 desambra 2019. Continuer la lecture
ASSURANCE MAMA: Andian’olona manaparitaka vaovao, anisan’ireo nampibaby trosa
Fantatra ny ambadik’ireo andian’olona. Manoloana ny vaovao miely amin’ny haino aman-jery fa tsy mandeha amin’ny laoniny ny fitantanana ao amin’ny tranom-piantohana MAMA dia namory mpanao gazety ny teo anivon’ny filankevi-pitantanana, ny solontenan’ny mpiasa miara-mitantana ary ny delegen’ny mpiasa, ny 09 desambra 2019 teny amin’ny foibeny teny Isotry. Continuer la lecture
MISA: Miasa ao amin’ny Telma ny ankamaroan’ny mpianatra nahavita fianarana
Mpiara-miasa efa ela. Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy androany 06 desambra 2019, ny tarika indray mihira, andiany fahaefatra avy ao amin’ny lalam-piofanana MISA (Mathématiques, Informatique, Statistique Appliquées), fakiolten’ny siansa, oniversiten’Antananarivo. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : La santé et le bien être des salariés au cœur des préoccupations
Comme chaque année, au début du mois de décembre, Orange Madagascar saisit l’occasion de la journée mondiale de la lutte contre le Sida pour déployer une campagne de sensibilisation et de dépistage du VIH Sida auprès de ses salariés et de leurs familles, ainsi que de ses collaborateurs externes. Continuer la lecture
TROPICAL: Savony manitra manasongadina ny harenan’ny faritra misy eto Madagasikara
Miavaka. Na dia nandalo fotoan-tsarotra aza ny Savonnerie Tropicale dia tsy mitsahatra manome vokatra vaovao ho an’ny mpanjifa malagasy. Continuer la lecture
PENJY RANDRIANARISOA: Nandray ny andraikiny sahady amin’ny fanadiovana ny tanànan’Ivato
Tao anatin’ny efa-bolana tsy nitantanany ny kaominina. Tsy niandry vali-pifidianana ofisialy ny mpiara-dia amin’i Penjy Randrianarisoa fa tonga dia nandray ny andraikiny. Continuer la lecture
BAOBAB ETO MADAGASIKARA : Ho lasa tantara sisa…
Tandidomin-doza. Raha valo ny karazana baobab manerana an’izao tontolo izao dia ny fito amin’ireo eto Madagasikara, ny enina amin’ ireo dia tsy hita afa-tsy eto amintsika ary ny telo hita ao amin’ny faritra Menabe. Continuer la lecture
ACAT MADAGASCAR: Nihena ny isan’ny olona voaazona am-ponja vonjimaika
Nanao ezaka be ny fitondram-panjakana. Feno telo taona ny tetikasa “iadiana amin’ny fiazonana am-ponja vonjimaika tsy manara-dalàna”, sahanin’ny ACAT Madagascar (Actions des Chrétiens pour l’Abolition de la Torture à Madagascar). Continuer la lecture
HENRI RATSIMBAZAFY: « Ny tantaram-piainako »
60 taona nihirana. Manome fotoana ny mpankafy azy i Henri Ratsimbazy ny 08 desambra 2019 amin’ny 03 ora tolakandro, eny amin’ny CCI Ivato. Continuer la lecture





















