Nameno ny fiainana andavanandron’ny mpiasa. Tapitra omaly 15 oktobra 2020 tamin’ny 12 ora alina ny fisoratana anarana anatin’ny hetsika “tsinjo fameno”, entina hanampiana ireo sehatra tsy miankina izay nisy fiantraikany tamin’ireo mpiasa ny Covid-19. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
ORANGE SOLIDARITE- MEN: Hitombo 20 ny isan’ny sekoly nomerika
Hitovy amin’ny ankizy any ivelany. Tontosa ny 12 oktoba 2020 tetsy Anosy ny fanavaozam-piarahamiasa teo amin’ny Orange Solidarité sy ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena (MEN) momban’ny fandaharan’asa “fanabeazana nomerika”. Continuer la lecture
CNFM: “Hampiaro ny miralenta eo amin’ny fitantanana ny firenena”
Ho fampiharana ny miralenta. Mitondra tolo-kevitra mankany any amin’ireo fahefana mpanapa-kevitra ny CNFM (Conseil National des Femmes de Madagascar) mba hitsinjovana ny vehivavy indrindra aorian’izao krizy ara-pahasalamana izao. Continuer la lecture
GSDM: Ny ankizy indray no hampianatra ny ray aman-dreny ny « agroécologie »
Azo ampiharina avy hatrany. Navoaka voalohany teny amin’ny IFM Analakely ny 09 oktobra 2020 ny sary miaina mampahafantatra bebe kokoa ny « agroécologie ». Continuer la lecture
PAM: Mpianatra 200.000 no hisitraka ny fanampiana avy amin’i Russie
Sakafo isan’andro. Tontosa ny 09 oktobra 2020 tetsy amin’ny masoivohon’i Russie eto Madagasikara ny fanolorana ireo fanampiana avy amin’ny firenena rosianina. Continuer la lecture
FONDATION H- FONDATION AXIAN: Mitady mpahay zava-kanto momba “fresques murales”
Zava-kanto sy fanabeazana. Mitady mpahay zava-kanto mandeha irery na vondrona maniry hanamboatra “fresques murales” ho an’ny ankizy 03 ka hatramin’ny 09 taona ny Fondation H sy ny Fondation Axian. Continuer la lecture
MIAHY JOVENA : Nanombohana ny fampiasana ny « clinique mobile » tao amin’ny Akany Iarivo Mivoy
Fahasalaman’ny reny sy ny zaza. Vehivavy 10 isan’andro no maty am-piterahana, ny telo amin’ireo dia tanora 15 ka hatramin’ny 19 taona, araka ny loharanom-baovao avy amin’ny UNFPA raha ny taona 2018 no resahana. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO: Mifanohana ny Lions Club Ambohibao Laka sy Rotary Club Antananarivo Ivandry
Mitovy ny tanjona. Manana vatsy hiatrehana ny efatra herinandro manaraka ny Akany Felana Maitso. Noho ny fiarahamiasa teo amin’ny Rotary Club Antananarivo Ivandry sy ny Lions Club Ambohibao Laka. Continuer la lecture
JIRAMA SY NY ORANGE MONEY: Manamora ny fiainana andavanandron’ny mpanjifa
Fanatsarana ny fomba fandoavana faktiora. Nanavao ny fiarahamiasany indray ny Jirama sy ny Orange Money. Tontosa ny 18 septambra 2020 ny fifanaovan-tsoniam-piarahamiasa teo amin’ny Tale jeneralin’ny Jirama, Andriamanga Vonjy sy ny filohan’ny filankevim-pitantanan’ny Orange Money, Degland Michel. Continuer la lecture
Clean Up Day Kopakelatra Mandray anjara indray amin’ny « World Clean Up Day » ny tetikasa Kopakelatra.
Novaina ny fanamarihana tamin’ity taona ity, nafantoka manokana tamin’ny fanentanana ny mponin’Antananarivo amin’ny fanangonana ny tavoahangy plastika eny amin’ireo toeram-panangonana. Continuer la lecture





















