Catégorie Socio-eco



MARO NY ENTANA AZO HATAO FANOMEZANA HO AN’ I NENY


Ao anatin’ny fanomanana ny fankakalazana ny fetin’ny reny tsy ho ela, dia maro ny zavatra azo hatao fanomezana eny amin ‘ ireny magazay lehibe eto amintsika ireny.

Toy ny hita ao amin’ny Tranombarotra Baolai etsy Soarano, Analakely ary ao Bazar be Toamasina, izay vao naha tonga entana « première qualité » .

Ao ny laser tv 100  » – Smart tv sy télé led, misy manomboka 22 hatramin ‘ ny 85  » ( misy antoka herintaona daholo), réfrigérateur, finday, synthétiseur, subwoofer, cuisinière à gaz sy eléctrique, fer à lisser ( volo ), machine à laver, climatiseur, … Continuer la lecture


VADINTANY SY MPANAO LAVANTY ETO MADAGASIKARA : Manohitra ny fihetsika rehetra fanohitohinana eo am-panatanterahana ny asany


Firenena tan-dàlana i Madagasikara. Manoloana ny herisetra nahazo an’i Maître RAZAFINDRAHASY Jonah Olivia teo am-panatanterahana ny asany dia nanameloka an’izany ny fikambanan’ny vadintany sy mpanao lavanty eto Madagasikara (Huissier de Justice et commissaires-Priseur de Madagascar) ny 17 May 2021 teny Ambohimanarina. Continuer la lecture