Nanavotra ain’olona marobe. Mankalaza ny faha-100 nahitana ny “insuline” – fanafody hitsaboana ireo diabetika, ny Centre Médical Marie Stella Analamahitsy. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FIKIRAKIRANA VOLA: Mamaly ny filàn’ny mpanjifa ny fiarahamiasa eo amin’ny Orange Money sy Société Générale Madagasikara
Azo antoka, tsy mila mivezivezy ary amin’ny fotoana rehetra. Ireo no tanjon’ny fiarahamiasa eo amin’ny Orange Money sy ny Société Générale Madagasikara. Continuer la lecture
SOMMET UA-UE : L’Union Européenne renforce sa coopération avec l’Afrique en matière de migration et de mobilité
Après deux reports-en 2020 et 2021, le sixième sommet de l’Union Africaine et l’Union Européenne (sommet UA-UE) s’est tenu à Bruxelles, en Belgique. La cérémonie d’ouverture officielle s’est déroulée ce jeudi 17 février 2022. Continuer la lecture
TRANOKALAN’NY OJM : Manampy ny rehetra ahafantatra ireo mpanao gazety eto Madagasikara
Manaraka ny fivoaran’ny teknolojia. Nampahafantarina ny 11 Febroary 2022 tetsy Anosy ny fitsanganan’ny tranokalan’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara (OJM) www.ojm.mg . Continuer la lecture
AIDE D’URGENCE SUITE AU PASSAGE DU CYCLONE BATSIRAI : Cinq experts de la protection civile de l’Union Européenne en mission à Madagascar
L’Union Européenne (UE) a répondu à l’appel du gouvernement malagasy pour venir en aide aux sinistrés après le passage du cyclone Ana et Batsirai. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE: Niampy vary 13 taonina sy menaka 200 litatra ny vatsy hanampiana ireo traboina
Nanatitra fanampiana ho an’ireo traboina eto Antananarivo renivohitra vokatry ny oramikija tao amin’ny andro maromaro ny Orange Solidarité Madagascar. Continuer la lecture
AMBATOVY : Nanome tolo-tanana ny kaominina Antananarivo renivohitra
Ao anatin’ny ezaka fanampiana vonjitatra ireo traboina vokatry ny rotsakorana namely ny faritra maro teto Madagasikara, indrindra ny teto Andrenivohitra, dia nanolotra vary 10 taonina ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) Ambatovy, ny Alakamisy 27 janoary 2022. Continuer la lecture
BNGRC : Manamora ny fanangonana ireo antontan-kevitra ny fanomezana avy amin’ny Orange Solidarité Madagascar
Mametraka fitokisana. Nanatitra fanampiana teny amin’ny Birao Nasionaly mitantana ny tandidon-doza sy ny loza (BNGRC) ny Orange Solidarité Madagascar ny 26 janoary 2022 teny Antanimora. Continuer la lecture
LA CHARITE DE MADAGASCAR: Hitohy ao anatin’ny fotoana tsy voafetra ny fizarana sakafo ho an’ireo traboina
Ireo mpamaky vato ao amin’ny “carrière” ao amin’ny fokontany Andranomena no nanombohan’ny fikambanana “La Charité Madagascar” ny fizarana sakafo masaka ho an’ireo traboina vokatry ny oramikija tao anatin’ny 10 andro farany teo. Continuer la lecture
LA CHARITE DE MADAGASCAR: Nitety ireo tokantrano traboina noho ny andro ratsy
Niantso ny fikambanana “La Charité de Madagascar” avy hatrany ny orinasa Aaleemee Society ao Maorisy vao nahare fa maro ireo traboina vokatry ny andro ratsy sy ny oramikija nitranga teto Madagasikara tao anatin’ny andro maromaro. Continuer la lecture





















