Nanomboka ny talata 02 septambra ary mitohy ny 03 septambra 2025, eny amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny « Salon des études supérieures », andiany faha-22. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FINDRAMAM-BOLA AMIN’NY ALALANY FINDAY: Nohatsaraina ny tolotra M-KAJY
Afaka mindram-bola amin’ny alalan’ny tolotra M-KAJY avokoa izay olona manana kaonty Orange Money. Ankoatra ny findramam-bola dia afaka mametraka vola ahazoana “zanabola ambonimbony” kokoa. Continuer la lecture
ELECTRONICS DAYS 9.0: Nampahafantatra ny mpianatra vao afaka bakalorea ny lalam-piofanana électronique sy nomerika
Taona voalohany ao amin’ny lalam-piofanana “électronique” eny amin’ny Ecole Supérieure Polytechnique d’Antananarivo (ESPA) eny Vontovorona i Razabarison Andoniaina Voahary. Continuer la lecture
INTENATIONALE DE L’AGRICULTURE , DE L’ELEVAGE ET DE LA PECHE (FIA) : Ho hita amin’ny toerana iray ny vokatry ny fambolena, ny fiompiana, ny jono mandra-pahatonga azy ho eny ambony vilia
Higadona afaka roa herinandro ny Foire Internationale de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche (FIA) 2025. Continuer la lecture
PADDI: Ampifandanjana ny fiarovana ny faritra arovana sy ny fampandrosoana
Natao ny 4 ka hatramin’ny 9 Aogositra 2025 tany Ampefy ny fanofanana mpanao gazety miisa folo, avy amin’ny haino aman-jery samihafa ho lasa « agent de changement ». Continuer la lecture
STARTIMES: Baolina kitra sy ny angovo azo avy amin’ny masoandro, vahaolana roa ho an’ny tokantrano
Ny StarTimes no fahitalavitra ofisialy amin’ny taom-pilalaovana 2025–2026 ho an’ireo fifaninanana lehibe indrindra eran-tany amin’ny baolina kitra, toy ny LALIGA, Bundesliga, ROSHN Saudi League ary andrasan’ny maro ny Carabao Cup. Continuer la lecture
CABINET DE CONSEIL EN MANAGEMENT : Manampy amin’ny fanatsarana ny fitantanana orinasa
Impito misesy no nahazoan’ny FTHM Consulting ny ISO 9001. Continuer la lecture
FITAOVANA NATOLOTRY NY FAPBM HO AN’NY MNP : Dingana iray amin’ny fitantanana ny afo
Natolotry ny FAPBM ho an’ny MNP ny kitapo fitoeran-drano hamonoana afo. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR: Fihetsika feno firaisankina ho fanarenana ny tsenan’ny Sabotsy
Taorian’ny nahamay ny tsenan’ny Sabotsy tao Antsirabe ny 21 jolay 2025, izay tsena lehibe indrindra amin’iny faritra iny dia nanome tolon-tanana sy nanamafy indray ny fandraisany andraikitra ny Orange Madagascar. Continuer la lecture
MVola: Manova tsikelikely ny fiainan’ny Malagasy andavanandro
Efa ho 15 taona izay, fanao mahazatran’ny Malagasy ny maka finday, manokatra MVola, ary mandoa vola. Ankehitriny, tena tsotra sy haingana ny fiatrehana ny andavanandro ho an’ny Malagasy, noho ny MVola. Continuer la lecture





















