Tao aorian’i Toliary sy Fianarantsoa dia nitohy tao Antsirabe ny fiofanana ho an’ireo mpanao gazety momba ny fiatrehana ny fifidianana ho filoham-pirenena amin’ny 7 Novambra 2018 izao. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
HOPITALY ANDOHATAPENAKA : Niampy ny fitaovana fitarafana homamiadana
Hitan’ny « gama caméra scanner » avokoa ireo faritra misy sela homamiadana (cellule cancereuse) ao amin’ny vatan’olombelona iray. Continuer la lecture
Kaominina Ivato: Miverina amin’ny vahoaka ny volany
Nitsidika ireo foto-drafitr’asa efa vita sy an-dalam-pahavità na ny ben’ny tanà na sy ireo mpiara-miasa aminy ao amin’ny kaominina Ivato. Continuer la lecture
TIC BUS : Hampihena ny elanelana amin’ny samy Malagasy
Hametrahana TIC Bus ireo tanan-dehibe rehetra eto Madagasikara. Ao anatin’ny vinan’ny ministeran’ny paositra, ny fifandraisan-davitra ary ny fampivoarana ny haitao ara-kajy mirindra (MPTDN) ny hanampiana ny Malagasy tsy ankanavaka  mba  hampiasa ny « connexion internet » sy hahay hifehy ireo fitaovana nomerika. Continuer la lecture
FIAROVANA NY ZON’NY TANTSAHA: Hanao ny asan’ny fanjakana ny sehatra tsy miankina
Tsy misy mpiahy ireo tantsaha ao amin’ny distrikan’Imanja, faritra Menabe. Ny tany anefa mamokatra saingy ny ho enti-manana no tsy ampy na tsy misy. Continuer la lecture
FIER MADA: Mahaliana ny rehetra
Feno 20 taona ny FIER MADA. Nitombo ny mpandray anjara tamin’ny andiany faha-20. Nisy mpandray anjara 50 isa tsy nahazo trano heva satria tsy homby intsony ny toerana, araka ny fitantaran’ny mpikarakara. Continuer la lecture
GREVY ENY ANKATSO: Miato ao anatin’ny herinandro vitsivitsy
Rehefa nivory ny toko telo mahamasa-nahandro eny amin’ny oniversite Antananarivo dia tapa-kevitra fa hanatsahatra ny fitokonana. Continuer la lecture
MARATHON INTERNATIONAL DE TANA: Mampivady ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fanatanjahantena
Nasiam-panovà na ny là lana hizoran’ireo atleta handray anjara amin’ny « Marathon International de Tana » (MIT) andiany faha-18. Continuer la lecture
FAHASAMBARAN’NY MPIVADY : Voavidy vola
Akora voajanahary tsy miteraka voka-dratsy 100 % hikoloana ny endrika amam-bika ny vokatra vokarin’ny HBSN (Huile de beauté et soins naturels). Continuer la lecture
PIF TIC: Manampy ny tantsaha hifehy ny teknolojia
13 ny ivon-toerana hanovozana ny loharanom-pahalalana ho an’ny olom-pirenena te handroso (PIF TIC). Vao avy notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny 30 jolay 2018 lasa teo ny tranon’ny PIF TIC eto Antananarivo. Continuer la lecture





















