Miezaka manolotra zava-baovao ho fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra ny Malagasy Professionnel de l’Elevage ( MPE ). Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
TILY ETO MADAGASIKARA: Nivoaka ny « kesika » fanabeazana
Ny tsingerin-taona nahaterahan’i Baden Powell, namorona ny skotisima no fotoana nanoloran’ny foibe tily eto Madagasikara ny fitaovana vaovao ho entin’ny filoha isam-paritany sy ny mpiandraikitra manabe. Continuer la lecture
FIAROVANA AMIN’NY KITROTRO: Efa vonona ny vaksiny ho an’ny ankizy 1,2 tapitrisa
Vaksiny fanefitry ny kitrotro ho an’ny zaza enim-bolana ka hatramin’ny sivy taona miisa 1,2 tapitrisa no efa vonona vokatry ny fiarahamiasan’ny « bureau de la protection civile et l’aide humanitaire » (ECHO) sy ny UNICEF. Continuer la lecture
POLISY AM-PERIN’ASA: Mamono vady sady nanolana an-janany
Zava-piseho eny amin’ny fiaraha-monina eny ny famonoana vady, fanolanana ataon’ny raim-pianakaviana. Continuer la lecture
POLISIM-PIRENENA: Nahomby ny fampiharana ny “politika fisehoana”
Namerina ny fahatokisan’ny vahoaka ny mpitandro filaminana ny fivezivezen’ireo polisy hita maso na “police de visibilité”. Continuer la lecture
« DRAFITRA PAPANGO »: Mila dinihana manokana ireo zandary
Fomba fanaon’ny zandarimariam-pirenena ny manao tatitra ny asa vita. Nanao valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety ry zareo omaly 21 febroary momba ny ampahan’ny asa vita tao anatin’ny fotoana fohy manerana ny faritra enina sy ny faritra 22. Continuer la lecture
FARITRA MELAKY: Tafaverina avokoa ny omby lasan’ny dahalo
Nitrangana asan-dahalo tany Ambatomainty faritra Melaky tamin’ny 19 Febroary 2019. Tamin’ny 4 ora maraina no nitrangan’izany tao amin’ny tanànan’ Ambonarabe Bedaba. Continuer la lecture
« ASA-MALOTO » ANATY TAMBA-JOTRA SOSIALY : Mifampiaro ny mpiasan’ny fadintseranana
Voaresaka matetika teny amin’ny tamba-jotra sosialy ny ataon’ny mpiasan’ny fadintseranana eny Ivato. Continuer la lecture
FITSABOANA AN’I ERIC FOU HEHY: Miantso ny Prezidàn’ny repoblika
Mbola mila vola 74 875 Euros ny fitsaboana an’i Eric Fou Hehy any Inde amin’izao fotoana izao. Manao antso avo amin’ny Prezidan’ny repoblika Andry Rajoelina izy mba hanampy azy. Continuer la lecture
HERINANDRON’NY ANGOVO: Hikarohana vahaolana maharitra ho an’ny delestazy
Nandray fepetra vonjimaika ny ministeran’ny angovo, ny rano ary ny akoranafo niaraka tamin’ny tomponandraikitry ny Jirama mba tsy hisian’ny delestazy intsony eto Antananarivo, araka ny fanazavan’ny ministra Vonjy Andriamanga nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny herinandron’ny angovo, ny 18 febroary 2019. Continuer la lecture





















