Firenena marefo amin’ny loza voanjanahary sy ny fiovan’ny toetr’andro i Madagasikara. Betsaka ireo olona manome fanampiana ho an’ireo traboina saingy misy amin’izy ireny no mihitsoka ao amin’ny seranan-tsambo satria mifanaraka amin’ny filàna hiatrehana ny voka-dratsin’ny loza voanjanahary akory. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
FANDRAHARAHANA ARA-TSOSIALY 2019 : Tetikasa Telo tsara indrindra notoloran’ny orange loka
Hiatrika ny famaranana amin’ny « Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient (POESAM) atao any Cap Town , Afrika atsimo ny Alarobia 13 Novambra 2019 ao anatin’ny AfricaComAwards ny tetikasa malagasy iray. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY FIOVAN’NY TOETRY NY ANDRO : Ny firenena toa an’i Madagasikara no antenain’ny firenena mandroso
Tsikaritra fa ny vahiny no tena mirodorodo mamatsy vola sy miasa eto Madagasikara momba ny fikajiana ny tontolo iainana sy ny ady amin’ny fiovan’ny toetry ny andro. Tetikasa maro no mahazo famatsiam- bola. Anisan’izany ny tetikasa PAGE/GIZ izay vatsian’ny vondrona eraopeanina vola .
Zava-kendren’ny PAGE/GIZ sy ny tetikasa PRCCC ( tetikasa fanamafisana ny fahaizamanao sy ny takiana amin’ny fiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro ho an’ny fampandrosoana maharitra) ny fiarovana ny harena voanjanahary ao anatiny sy ivelan’ny faritra arovana, fampihenana ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro, fampiakarana ny fari-piainan’ny mponina. Continuer la lecture
FIOVAN’NY TOETR’ANDRO : Tsy rototra ny Malagasy
« Efa loza mihatra amin’izao tontolo izao ity fiovan’ny toetr’andro ity. Tsy rototra mba tsy ilazana fa tsy miraharaha an’izany kosa ny ankamaroan’ny Malagasy. Ny tantsaha mivelona eny ambanivohitra no tena voa mafy satria miankina amin’ny toetry ny andro ny fambolena sy fiompiana ataony. Ny fanjakana etsy an-daniny tsy maha voafehy ny olan’ny doro tanety sy ny doro ala. » Continuer la lecture
PARC ANKARAFANTSIKA: Marolafy no mahatonga ny fahamaizana
Efa maty ny afo ao amin’ny valan-java-boaharin’i Ankarafantsika. Continuer la lecture
DORO-TANETIN’NY TSY MIALA VOLA : Tsy hitan’ny tomponandraikitra ny hisakanana azy
Resahana hatrany ny fiovan’ny toetr’andro ankehitriny. Lany andro mampianatra sy mampatsiahy amin’ny tsy tokony handoroana ny tanety sy ny ala any amin’ny faritra arovana ireo tomponandraikitra isankarazany. Continuer la lecture
CINEDAYS: Misitraka ny fahaiza-manaon’ny Orange ny CanalOlympia Iarivo
Ao anatin’ny paikady ahafahan’ny daholobe mijery sarimihetsika ny fiarahamiasa eo amin’ny Orange sy ny CanalOlympia. Manomboka izao dia mahazo tombontsoa manokana ireo mampiasa ny karatra SIM Orange noho ny fisian’ny tolotra “cinédays”. Continuer la lecture
FOFIFA: Mpiasa 200 isa, fito volana tsy nandray karama
Efa feno ny kapoaka ka nitokona tsy niasa ireo mpiasan’ny FOFIFA ( Foibem-pirenena momba ny fikarohana ampiharina amin’ny fambolena). Nanao fitokonana teo anoloan’ny biraon’ny FOFIFA teny Ampandrianomby ny telo ampahaefatry ny mpiasa ny 24 septambra 2019. Continuer la lecture
MEDECINS DE L’OCEAN INDIEN : Ho maimaimpoana ny fitsaboana ao Fort-Dauphin
Marary 9000 ka hatramin’ny 10.000 no hahazo fitsaboana tsy andoavam-bola. Io no tanjon’ny « Médecins de l’Océan Indien » na M.O.I mandritra ny fandalovany eto Madagasikara. Continuer la lecture
CHANGEMENT CLIMATIQUE : La fondation Telma intensifie ses projets
Madagascar figure parmi les dix pays les plus vulnérables au changement climatique, accusant en parallèle une perte de près de 90% de sa forêt et est à ce jour l’une des nations les moins bien préparée aux grands changements climatiques. Continuer la lecture





















