Araka ny lalàna fehizoro laharana 2018/008 andininy 52 ao amin’ny andininy 192 dia ny fampitahana ny fitanana an-tsotra (PV) ihany no azon’ny Vaomiera Mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) atao sy fahefana ananany. Continuer la lecture
Catégorie politique
BILETA TOKANA NIVOAKA TAO AMBOHIPO : « Migadra izay nanao izany »
Efa misy olona ahiahiana namoaka ireo bileta tokana nivoaka teny amin’ny biraom-pifidianana Ambohipo. Nanazava ny Ceni Madagascar fa ny mpomba an’i Marc Ravalomanana niaraka tamin’ny vadin-tany no nanatitra ireo « carnet » miisa valo misy ireo bileta tokana tamin’ny 10 ora sasany alina tety amin’ny Ceni Alarobia. Continuer la lecture
BIRAOM-PIFIDIANANA EPP IVATO VILLAGE : Tsy afaka nifidy ilay olona faharoa
Nahitàna tranga hafa kely teny amin’ny biraom-pifidianana EPP Ivato Village ny maraina 19 desambra 2018. Tsy afaka nifidy ilay olona faharoa satria efa nisy olona nitovy anarana taminy efa avy nifidy teo alohany. Continuer la lecture
FAHAVITRIHAN’NY MPIFIDY : Mahamarin-toerana ny mpitondra ho lany eo
Raha atao ny jery maimaika, 30 % eo taham-pahavitrihan’ny mpifidy tamin’ny tapak’andro maraina. Continuer la lecture
FANIRISOA ERINAIVO: « Niseho masoandro ny fanaovana hosoka »
Kandida maro no efa nitaraina amin’ny fisian’ny hosoka tamin’iny fihodinana voalohany iny. Fomba isan-karazany no mety fisehon’ny fangalaram-bato amin’ny fifidianana izany. Continuer la lecture
OLOM-PIRENENA: Manahy ny hiverenan’ny faha-mpanjaka
Iankinan’ny safidin’ny vahoaka amin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa ny valin-tenenin’ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenana (HCC). Continuer la lecture
MINISTRY NY MPONINA: « Ambadika politika ny grevin’ny mpiasa »
Ora vitsy taorian’ny fitokonan’ny sendika ny mpiasan’ny ministeran’ny mponina ny 13 desambra 2018, tonga namonjy ny biraony ny ministra Irmah Naharimamy. Continuer la lecture
FAMPANDROSOANA NY FARITANY TOLIARA: Tsy vitan’ny alim-pandihizana fotsiny
Fotoana tsy manam-paharoa ho an’ny faritany Toliara ny zava-nitranga tao amin’ny Carlton Anosy, omaly 11 desambra 2018. Continuer la lecture
PAOLO RAHOLINARIVO: Nahazo tso-drano tany amin’i pasitera Mailhol
Nisafidy ny hanohana kandida hafa indray i Paolo Raholinarivo Solonavalona raha toa ka talen’ny fampielezan-kevitr’ i Mailhol ny tenany tamin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany. Continuer la lecture
MPISOLOVAVA AN’I MBOLA RAJAONAH: Tsy voahaja ny tsiambaratelo ny fanadihadiana
“Mampanontany tena ny tsy fanarahan-dalàna momba ny raharaha Mbola Joseph Rajaonah”, hoy ny mpisolovavany, Eric Rafidison. Continuer la lecture





















