Fanomezan-tanana ny fitondram-panjakana. Tsy mitsahatra mikaroka ny fomba rehetra ahafahana manampy ny mponina indrindra fa ireo sahirana sy “marefo” ny ben’ny tanàn’ny kaominina Ivato, Randrianarisoa Penjy sy ireo mpiara-miasa aminy. Continuer la lecture
Catégorie Socio-eco
OLONDIA CORPORATION: Miaro ny mpiray tanindrazana tsy ho tratry ny coronavirus
Miainga amin’ny tsirairay ny hahafohy na hampiitatra ny fihibohana. Fihetsika tsotra kanefa mahaavotra ain’olona marobe ny fijanonana ao an-tokantrano. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY COVID-19 : Hitondra ny anjara birikiny ny Fiangonana Loterana Malagasy
Hifandrombonana ny ady handresena ny coronavirus. Tsy nitazan-potsiny ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM ) amin’izao ady amin’ny aretina covid-19 izao fa hitondra ny azony atao. Hisy tohana sy tosika ary fanampiana ho an’ireo olona marefo manerana ny nosy amin’ireo dispansera sy toby masina sahanin’ny FLM. Continuer la lecture
FIATREHANA NY CORONAVIRUS: Manatanteraka ny anjara tandrifiny ny kaominina Ivato
Fifehezana ny valanaretina COVID 19. Nitety ny biraom-panjakana toy ny teny amin’ny TPIC (Trésorerie Principale Intercommunale), ny “poste de la gendarmerie”, ny toeram-pitsaboana fototra (CSB) ary ireo biraom-pokontany rehetra eny Ivato, ny Ben’ny tanàna Penjy Randrianarisoa sy ny sekretera jeneralin’ny kaominina ny 26 martsa 2020. Continuer la lecture
CORONAVIRUS : Ambatovy apporte un soutien matériel à la Direction Régionale de la Santé Publique Atsinanana
Ambatovy a remis, ce mercredi 25 mars 2020, un lot de matériels médicaux, à la Direction Régionale de la Santé Publique Atsinanana, à Toamasina. Continuer la lecture
CYBERCAFES: Mangataka ny fampitsaharana na fanafoanana ny fandoavana faktiora volana Aprily
Miantso ny Prezidan’ny Repoblika hanao fanelanelanana amin’ny FAI (Fournisseur d’Accès Internet). Continuer la lecture
JIRAMA : Zaraina dimy ka hatramin’ny folo volana ny faktiora amin’ity volana ity
Mitondra ny andraikiny ny JIRAMA amin’ny izao hamehana izao. Araka ny fanambarana nataon’ny Prezidàn’ny Repoblika, Rajoelina Andry omaly alina momba ny fandoavana ny faktioran’ny JIRAMA dia nanome fanazavana amin’ny fanatanterahana izany ny tomponandraikitry ity orinasam-panjakana ity. Continuer la lecture
HERY RAJAONARIMAMPIANINA : Miantso firaisankina
« Tokana ny fahavalontsika dia ny aretina COVID-19 » . Miantso ny tsirairay handray andraikitra, hiray hina ny Prezidàn’ny Repoblika teo aloha, Hery Rajaonarimampianina satria miatrika fahavalo tokana sady iombonana dia ny aretina coronavirus. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY ARETINA COVID-19 : Tsy azo atao ny mivoaka ny trano
Mandeha haingana tahaka ny TGV ny fivoaran’ny aretina COVID-19. Niampy sivy indray ny mitondra ny tsimok’aretina Coronavirus eto Madagasikara ary mpandeha fiaramanidina Air France AF 934 avy any Frantsa avokoa izy ireo ny 17 Martsa sy 19 Martsa 2020. Continuer la lecture
FRÉQUENCE PLUS TV: Nametraka fitokisana tamin’ny Startimes
Manome lanja ny fanabeazana sy ny kolontsaina any amin’ny faritra. Tsikaritra fa manaraka ny fivoaran’ny teknolojia ny haino vaky jery eto Madagasikara. Continuer la lecture