Selon les résultats provisoires glanés ici et là , plus de 36 sièges sur les 42 du Sénat seront occupés par les élus HVM. Le TIM, le Mapar, le Leader Fanilo et un indépendant se partageraient les sièges restants.
Selon les résultats provisoires glanés ici et là , plus de 36 sièges sur les 42 du Sénat seront occupés par les élus HVM. Le TIM, le Mapar, le Leader Fanilo et un indépendant se partageraient les sièges restants.
Io à ry fa mifamory indray ireo tsy faly tamin’ny fifidianana izay ho loholona farany teo….Ireo nilingitra nirotsaka ho fidiana teto Antananarivo no niezaka namory mpanao gazety indray tamin’ity anio ity… Continuer la lecture
Nampahafantarin’ireo mpikambana ao anatin’ny Hetsika Madagasikara miaro ireo nosy Malagasy tamin’ity androany ity fa hanatanteraka diabe izy ireo ho fanoherana ny fibodoana ataon’ny teratany Frantsay ireo Nosy Malagasy eto amintsika. Continuer la lecture
Ramaroson Alain: tsy reraka manao fitakiana
Feno ny fepetra rehetra ahafahana manatanteraka ny hetsika amin’ny Sabotsy ho avy izao ny amin’ny fitakiana ireo “lles Eparses “ eny Ambohijatovo, hoy Ramaroson Alain izay isan’ny mpitarika tolona matetika sy hetsika eto Madagasikara. Continuer la lecture
La campagne des propagandes sénatoriales  a débuté hier, pour durer 21 jours selon le code électoral. Les dispositions restent les mêmes comme dans les précédentes élections sauf que cette fois-ci, ce sont les grands électeurs qui vont exprimer leur choix parmi les 52 listes de candidatures inscrites. Continuer la lecture
Io à ry ny FFKM fa hiverina matanjaka indray amin’ny fampihavanana, ary ny HVM kosa dia hanambatra ny heriny rehetra handoko ho maga ranoiray ny lapan’ny fitaratra etsy Anosy. Efa ela no nitsabaka teo amin’ity resa-pinoana ity Ra-fanjakana. Continuer la lecture