Mety nihena ny fatiantoka raha notanterahin’ny mpikarakara an-tsakany sy andavany ny fampanantenana nolaizany tamin’ireo mpivarotra teny Soamandrakizay. Continuer la lecture
Catégorie Actus
PAPA FRANSOA : Faly tamin’ny fitsidihana nataony teto Madagasikara
Tontosa antsakany sy andavany ny fitsidihana apostolika nataon’i Papa Frasoa mpiandry ondry ao amin’ny eglizy katolika sady filoham-panjakana ao Vatikana teto Madagasikara. Continuer la lecture
EFOI MADAGASIKARA: Manohana ny tanora hahatratra ny tanjony
Tanora lahy sy vavy 53 nahazo fiofanana nandritra ny iray volana. Fiofanana momba ny fahaiza-mitarika, ny fampandrosoana ny maha olona, teny anglisy fototra ary informatika no nataon’izy ireo. Ao anatin’ny drafitr’asan’ny EFOI eo anivon’ny faritra, ity fampiofanana ELIT andiany faharoa ity, araka ny fanazavan’ny filohan’ny EFOI eto Madagasikara, Rakotondrainivonona Emilie. Continuer la lecture
HAVILA SCHOOL – BHMS SUISSE: Ho an’ny tanora malagasy ny fiarahamiasan’ny roa tonta
Ho mora ny fandehanana any Suisse ho an’ireo mpianatra te handranto fianarana momba ny “restauration”, “hôtellerie” ary ny fizahantany. Continuer la lecture
PAPA FRANSOA TETO MADAGASIKARA: Mifanohitra amin’ny fihavanana ny fanavakavahana
Mafonja sy mampieritreritra ny hafatra nentin’ny Ray Masina Fransoa nandritra ny fihaonany tamin’ireo mpitondra fanjakana sy ny fiarahamonim-pirenena ary ny diplomaty nandritra ny “ceremony building” teny Iavoloha, ny sabotsy 7 septambra 2019. Continuer la lecture
TONGASOA PAPA FRANSOA
Nigadona teny ivato tamin’ny 4 ora tolakandro androany 06 Septambra 2019 ny papa Fransoa filohan’ny eglizy katolika sady filoham-panjakan’i Vatikana. Continuer la lecture
KANDIDA BEN’NY TANANA RANDRIANARISOA PENJY: “Azo atao tsara ny manarina ny tanàna rehefa ao aminao ny finiavana”
Mbola mametraka fitokisana amin’ny Randrianarisoa Penjy ny antoko TIM (Tiako i Madagasikara) ka nanolotra azy indray ho kandida ben’ny tanàna eny amin’ny kaominina Ivato. Continuer la lecture
BASE TOLIARA : Nandefa tanora hiofana atsy Kenia
Miteraka famoronana asa ho an’ny mponina manodidina ny fisian’ny orinasa mpitrandraka ao amin’ny faritra iray. Continuer la lecture
SOAMANDRAKIZAY : Toromarika ny andron’ny anaovana ny Lamesa
Ho fanomanana ny fandraisana ny Papa Fransoà ho tonga eto Madagasikara dia misy ny toromarika avy amin’ny mpitandro filaminana, nampitaina tamin’ireo VOLONTAIRES ary niangaviana mba hampitaina amin’ny Kristianina manontolo hiatrika ny Lamesa eny Soamandrakizay ny Alahady 07 Septambra 2019. Continuer la lecture
AMBATOVY MORAMANGA : Faritra avy nitrandrahana, manomboka sahady ny fanarenana ny ala
Averina toy ny teo aloha. Io no fanambin’ny orinasa Ambatovy mitrandraka ao Moramanga. Continuer la lecture