Manoloana ny habibiana izay nahafatesana iray amby telo polo (31) tany Beroroha ny 21 jona 2016 dia efa nampilaza ny Lehibe Fara-tampon’ ny Fiarovam-pirenena izahay fa:
Continuer la lecture
Auteur .
LE REVIVAL MALGACHE EN DEUIL: Le grand « Manitou » de Soatanana s’est éteint
Dada RAJOSOA n’est plus ! Il est parti âgé de près d’un siècle. Le « Beau village blanc » de Pierrot Men est en deuil. Dada RAJOSOA est l’actuel Raiamandreny du tobilehibe Soatanana affilié à la Fédération des Eglises Protestantes de Madagascar (FFPM). Continuer la lecture
SOAMAHAMANINA:TSY EKENA NY FANOMEZANA ALALANA ARA-TONTOLO IAINANA NY ORINASA JIUXING MINES S.A.R.L
 Ny fikambanana ao amin’ny firaisamonim-pirenena izay manao sonia eto ambany, dia maneho ny firaisankina sy ny fanohanany tanteraka ny fanoheran’ny vahoaka any an-toerana ny tetikasa fitrandrahana volamena izay ataon’ny orinasa JIUXING MINES S.A.R.L ao Soamahamanina, taorian’ny fihaonany sy fifanakalozan’ny solontenany tamin’ny Komitin’ny Fanoherana ny Fitrandrahana Volamena nanomboka ny talata 21 jona. Continuer la lecture
LETTRE OUVERTE A MONSIEUR LE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE
Monsieur le Président,
Les chiffres ne cessent de nous rappeler que 92% des Malgaches vivent en dessous
du seuil de pauvreté et votre gouvernement a établi comme priorité la lutte contre la pauvreté. Nous
pensons qu’il est impératif et juste que les autorités montrent l’exemple en faisant preuve, d’une part,
d’austérité et d’autre part de bonne gouvernance en matière de gestion des finances publiques.
Klioban’ny vehivavy mpanao gazety : Tafatsangana ny « Les clochettes »
Nitsangana tamim- pomba ofisialy ny sabotsy lasa teo ettsy amin’ny le Terrace Villa pradon Antanimena ny klioban’ny vehivavy mpanao gazety « les clochettes ». Nanokatra ny lanonana sy nitso- drano azy ireo ny filohan’ny holafitry ny mpanao gazety etoMadagasikara, Gérard Rakotonirina, notronin’ny filoha lefitra Antananarivo Didi Ratsimbazafy.
COURS ACEEM 30 TAONA : Tsy niova Ratrema William
Tsy niova ny Profesora Ratrema William fa dia mbola manohy soamantsara mijoro amy maha mpanabe azy. Tsy miova toa izany koa ny bika aman’endrika nahafantarana azy hatramin’ny ela. Tsy manana ny sariny tany amy 30 taona lasa izahay, kanefa inoana fa ankoatra ny volofotsy manambara ny maha raiamandreny be, dia mora fantariny amin’ny endrika nahalalana azy ihany ny lehilahy.
Anterivava nataon’ny Délire Madagascar an’ity mpanabe fanta-daza ity. Ny Profesora Ratrema William, Filoha mpamorina ny ACEEM
Continuer la lecture
FANAKATONANA TRANO FIVAROTANA HANI-MASAKA TENY ANDROHIBE ANALAMAHITSY
Ho fampiharana ny «Arrêté Municipal n° 404- CUA/ CAB. 16 portant fermeture d’une construction métallique érigée sur une intersection sise à Androhibe appartenant à Mme IARIFENO Rose Vatosoa», dia niroso tamin’ny fanakatonana ity trano ity ny fiadidiana ny tanà nan’Antananarivo androany faha 19 Mey 2016. Nanatanteraka izany Lehiben’ny Boriboritany Fahadimy RAKOTO Emmanuel Richard sy ireo mpiara-miasa aminy ary ny Maitre RASOAMANANA Nicolas, vadintany.
May ny « tsena tsiafahy » ao Isotry: Tonga teny Ravalomanana Lalao
Nijery ireo mpivarotra traboina teny amin’ny Tsenan’ny Kianja Andrianjaka teny Isotry ny Ben’ny Tanà nan’Antananarivo Lalao Ravalomanana sy ny vadiny Marc Ravalomanana Continuer la lecture
CONFERENCE INTERNATIONALE sur « LES ORIGINES JUIVES A MADAGASCAR »
Lieu:
GRAND HOTEL « LE PAVE », ANTANINARENINA, ANTANANARIVO, (près de la Chambre de Commerce, Antaninarenina),
Jour:
MARDI 17 MAI 2016 Ã 08 HEURES 30 du matin.
Conférenciers:
Professeur TUDOR PAFITT (USA),
Pasteur Tolotra RATEFY (Madagascar),
Prince Rev. Dr. Ndriana RABARIOELINA (Madagascar).
Continuer la lecture
AFFAIRE PEDOPHILIE DE MITSIO : Roland Vilella nous répond de Paris
 Le pédophile André Gogniat cherche toujours à faire condamner ses victimes et se pourvoit en cassation ! Il est sans doute inutile de présenter Roland Vilella, nos lecteurs savent depuis longtemps son rôle dans l’affaire du pédophile André Gogniat. Interview exclusive directe par téléphone.











