Noresahana nandritra ny adi-hevitra nokarakarain’ny ekipan’ny tetikasa « rindra hisiam-pifidianana lavitry ny hetraketraka » na PEV Madagascar ny fomba hametrahana fitoniana mandritra ny vanim-potoana ny fifidianana. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
COSAFA CUP 2018: Mitarika ao amin’ny vondrona misy azy ny Barea
Nanomboka omaly 27 Mey 2018 ny COSAFA atao atsy amin’ny nosy Maorisy. Nisantatra izany ny lalao nifandrinan’ny Barean’i Madagasikara sy ny Mambas Noires avy atsy Mozambika. Continuer la lecture
Fiombonamben’ny mpiasan’ny M2PATE : Atsangano ny Governemanta «technocrate»
Eo anoloana izao krizy andalovan’ny firenena izao, manohana ny fametrahana ny governemanta «technocrate» ny mpiasa mivondrona ao amin’ny « fiombonamben’ny mpiasan’ny M2PATE », hoy Cyrille Randriamampandry. Continuer la lecture
Opération Brioche/chocolat: Velona tsara ny Orchidées Blanches
Ny 24-26 mey 2018 no natokan’ny fikambanana Orchidées Blanches (OB) hanatanterahana ny andiany faha 46 ny “Opération brioche/chocolat”. Continuer la lecture
Eglise Luthérienne de Madagascar (FLM) 150 ans : Les 500 ans des Réformes
L’Eglise Luthérienne Malgache (FLM) fête ses 150 ans de présence dans la Grande Ile, tandis que les Réformes menées par Martin Luther qui ont donné naissance au protestantisme ont 500 ans. Continuer la lecture
Grande Braderie: Nanomana fanomezana ny mpandray anjara
Amin’izao ankatoky ny fetin’ny reny izao, efa niomana amin’ireo karazana fanomezana tsara omena ho an’ny reny ny mpandray anjara amin’ny “Grande Braderie de Madagascar”. Continuer la lecture
Sehatry ny tranokalam-pifandraisana : Nisokatra ny www.fisandratana2030.com
Mandroso ny teknolojia eto Madagasikara ary efa misehatra amin’izany ny Malagasy ankehitriny. Continuer la lecture
Olompirenena miantso izay vonona sy vanona: Endriky ny horonan-tsary « Gisa mainty » ve ?
« Tsy hipetra-potsiny izahay olompirenena amin’izao ataon’ny mpanao politika eo amin’ny fitondrana na ny mpanao politika mpanohitra izao. Rehefa misy ny olana politika hatrizay dia vahaolana politika hatrany no natao kanefa tsy nitondra ny firenena nankany amin’ny fandrosoana sy ny filaminana izany. Continuer la lecture
Vehivavy mandray andraikitra: Omena traikefa sy fahalalana
Ny fampandrosoana lovain-jafy, miankina amin’ny toe-karena, ny tontolo iainana ary eo amin’ny lafiny sosialy. Hisy ny fanentanana sy fampihofanana ny vehivavy amin’ny faritra 22 ho fampandraisana andraikitra azy ireo amin’ny fampandrosoana. Continuer la lecture
SOMAPRO : Mitondra vahaolana amin’ny fahadiovana
Hizara loka 20 isanandro ho an’ny mpitsidika ny hetsika ara-barotra “Grande Braderie de Madagascar” na GBM ny SOMAPRO. Mpanohana ofisialy ny hetsika izy ireo. Continuer la lecture











