Mitana ny laharana voalohany ny vehivavy afrikana raha amin’ny fandraharahana no resahana, araka ny tatitra farany. 24 % ny vehivavy afrikanina manana ny orinasany manokana raha 17 % izany any Amérique Latine. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
ONG MEDAIR: Fomba tsotra nefa manavotra aina ny fanomezan-drà
Nanombohan’ny ONG Medair ny hetsika « réveillons l’humani-terrien en nous » ny fanomezan-drà. Ny tontolo andron’ny 11 jona 2019 teny amin’ny trano fitehirizan-drà HJRA Anosy no nanatanterahin’ny ekipan’ny ONG sy ireo mpiara-miasa aminy ary ireo mpanohana ny hetsika « réveillons l’humani-terrien en nous » izany. Continuer la lecture
GFEM: Manome tolotra manokana ho an’ny vehivavy mpandraharaha ny BOA
Mbola sakana ho an’ny fandraharahana eto amintsika ny fahasarotan’ny fitadiavana famatsiambola. Raha ny vehivavy mpandraharaha no resahana dia misedra olana izy ireo rehefa hindram-bola any banky. Continuer la lecture
MPANOHANA NY KANDIDA IRD AO BETROKA : « Nangala-bato ny kandidà laharana faha-4 »
Fitarainana etsy fitarainana eroa momban’iny fifidianana izay ho solombavambahoaka vao vita iny. Nilaza ny nahatratra fangalaram-bato ny mpanohana ny kandidàn’ny IRD tany Betroka. « Tratranay nangala-bato ny kandidà laharana faha-4, Randrianasolo Jean Nicolas, kandidà tsy miankina. Continuer la lecture
ORANGE FAB: Tosika ho an’ny orinasa vao misandratra
Sehatra iray mampifandray hampiasain’ny orinasa Orange ny teknolojia hiaka farany, ireo matihanina, mpanjifa manokana na orinasa, fa indrindra ireo mpiara-miombon’antoka na mpampiasa vola te hanampy ireo manana tetikasa (start-up) ny Orange Fab. Continuer la lecture
BABY SHOPPING: Sady miantsena no mahazo toro-lalana momba ny zaza
Mikarakara tsenabe ho an’ny ray aman-dreny sy ny zaza ny Prima Baby isaky ny fanamarihana ny iray volan’ny ankizy. Ho tanterahana ny zoma 31 mey sy ny sabotsy 1 jona 2019 eny amin’ny Skate Park Antanimena manomboka amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 5 ora hariva ny andiany faha-7 ny Baby Shopping. Continuer la lecture
LA TRILOGIE DE LA JUSTICE : Prestation de serment de trois nouveaux Experts judiciaires
Trois nouveaux Experts ont prêté serment le 24 mai 2019 à la Cour d’Appel d’Antananarivo. Continuer la lecture
FIARAHAMIASA AMIN’NY “FOR TWELVE SCHOOL”: Polisim-pirenena 26 mahay mifehy ny teny sinoa
Tsy ho sahirana intsony ny polisim-pirenena rehefa misy raharaha momba ny sinoa. Polisy miisa 80 nahazo fampianarana teny sinoa maimaim-poana noho ny fiarahamiasan’ny sampandraharahan’ny fiofanana sy ny fikarohana (DFCR) ao amin’ny ministeran’ny filaminam-bahoaka sy ny sekoly « for twelve school ». Continuer la lecture
« PERMIS » SY « CARTE GRISE BIOMETRIQUE » TENA « IZY » : Manaraka ny fenitra iraisam-pirenena
Ela niandrasana ka tonga ihany. Tao aorian’ireny fampiatoana ny fanamboarana ny « permis » sy « carte grise biometrique » lazaina fa tsy tena « izy » ireny dia vonona amin’izay ny tena « izy ». Continuer la lecture
« LE ZOMA DE TANA » : Resy teny amin’ny fitsarana ny kaominin’Antananarivo renivohitra
Miverina amin’ny hetsika « Le Zoma de Tana » etsy amin’ny Parvis Analakely raha ny didy navoakan’ny fitsarana misahana ny ady atao amin’ny fanjakana androany Alakamisy 23 Mey 2019. Continuer la lecture











