Tao anatin’ny telo taona, nijaly rano ny tantsaha ao amin’ny fokontany Ambohimarina, kaominina Alasora noho ny fahasimban’ny tohandrano ao Andriambato. “Fampanantenana poakaty hatramin’izay no nataon’ny mpitondra teo aloha. Na ny vola hanaovana azy aza mbola any an-kibon’ny omby”. Continuer la lecture
Auteur R Nirina
FIPARITAHAN’NY LAZA ADINA BAKALOREA: Olona 43 no voasambotra
“Aoka ho samy ho tony”. Efa misy ny fandaminana eo anivon’ny zandarimariam-pirenena mandritra ny fanomanana ny fanadinana bakaloera “session » faharoa. Na eo amin’ny fiarovana ny toerana natokana handrafetana ny laza adina na ny fitaterana izany manerana ny foibem-panadinana dia hohamafisina ny fandraisana andraikitra eo anivon’ny zandarimariam-pirenena. Continuer la lecture
FANDRAHARAHANA ARA-TSOSIALY 2019 : Tetikasa Telo tsara indrindra notoloran’ny orange loka
Hiatrika ny famaranana amin’ny « Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient (POESAM) atao any Cap Town , Afrika atsimo ny Alarobia 13 Novambra 2019 ao anatin’ny AfricaComAwards ny tetikasa malagasy iray. Continuer la lecture
ADY AMIN’NY FIOVAN’NY TOETRY NY ANDRO : Ny firenena toa an’i Madagasikara no antenain’ny firenena mandroso
Tsikaritra fa ny vahiny no tena mirodorodo mamatsy vola sy miasa eto Madagasikara momba ny fikajiana ny tontolo iainana sy ny ady amin’ny fiovan’ny toetry ny andro. Tetikasa maro no mahazo famatsiam- bola. Anisan’izany ny tetikasa PAGE/GIZ izay vatsian’ny vondrona eraopeanina vola .
Zava-kendren’ny PAGE/GIZ sy ny tetikasa PRCCC ( tetikasa fanamafisana ny fahaizamanao sy ny takiana amin’ny fiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro ho an’ny fampandrosoana maharitra) ny fiarovana ny harena voanjanahary ao anatiny sy ivelan’ny faritra arovana, fampihenana ny fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro, fampiakarana ny fari-piainan’ny mponina. Continuer la lecture
FIOVAN’NY TOETR’ANDRO : Tsy rototra ny Malagasy
« Efa loza mihatra amin’izao tontolo izao ity fiovan’ny toetr’andro ity. Tsy rototra mba tsy ilazana fa tsy miraharaha an’izany kosa ny ankamaroan’ny Malagasy. Ny tantsaha mivelona eny ambanivohitra no tena voa mafy satria miankina amin’ny toetry ny andro ny fambolena sy fiompiana ataony. Ny fanjakana etsy an-daniny tsy maha voafehy ny olan’ny doro tanety sy ny doro ala. » Continuer la lecture
PARC ANKARAFANTSIKA: Marolafy no mahatonga ny fahamaizana
Efa maty ny afo ao amin’ny valan-java-boaharin’i Ankarafantsika. Continuer la lecture
DORO-TANETIN’NY TSY MIALA VOLA : Tsy hitan’ny tomponandraikitra ny hisakanana azy
Resahana hatrany ny fiovan’ny toetr’andro ankehitriny. Lany andro mampianatra sy mampatsiahy amin’ny tsy tokony handoroana ny tanety sy ny ala any amin’ny faritra arovana ireo tomponandraikitra isankarazany. Continuer la lecture
CINEDAYS: Misitraka ny fahaiza-manaon’ny Orange ny CanalOlympia Iarivo
Ao anatin’ny paikady ahafahan’ny daholobe mijery sarimihetsika ny fiarahamiasa eo amin’ny Orange sy ny CanalOlympia. Manomboka izao dia mahazo tombontsoa manokana ireo mampiasa ny karatra SIM Orange noho ny fisian’ny tolotra “cinédays”. Continuer la lecture
NELSON MANDELA CUP : Ampitaina amin’ny ankizy ny fitiavana baolina kitra
Raikitra indray ny Nelson Mandela Cup andiany faharoa izay karakarain’ny 67 City FC ( Grassroot Soccer Academy teo aloha ). Continuer la lecture
MEDECINS DE L’OCEAN INDIEN : Ho maimaimpoana ny fitsaboana ao Fort-Dauphin
Marary 9000 ka hatramin’ny 10.000 no hahazo fitsaboana tsy andoavam-bola. Io no tanjon’ny « Médecins de l’Océan Indien » na M.O.I mandritra ny fandalovany eto Madagasikara. Continuer la lecture











