Le Comité du patrimoine mondial de l’UNESCO, réuni à Paris dans le cadre de sa 47e session, a approuvé le retrait officiel des Forêts Humides de l’Atsinanana de la Liste du patrimoine mondial en péril. Continuer la lecture
Catégorie Actus
ALPHA CIMENT : Feno 40 taona ny ozinina mpamokatra simenitra vita malagasy ao Ibity, nahazo tombontsoa tamin’ny fisiany ireo mponina manodidina

Andriamanantena Andry, Tale misahana ny ozinina
Nihatsara ny famokarana simenitra vita Malagasy. Continuer la lecture
FETIM-PIRENENA MALAGASY 2025: Mpianatra, mpampianatra sy ray aman-drenin’ny mpianatra miisa 600 eny amin’ny EPP Amboaroy nahazo fanomezana avy amin’ny fikambanana Porte Bonheur
“Manana vina hanampy ny mpiara-belona, hitondra hasambarana sy fifaliana ho azy ireo ny fikambanana Porte Bonheur”, hoy i Randriantsoa Razaka Mireille, nandritra ny hetsika ara-tsosialy nataon’ny fikambanana ho fanamarihana ny fankalazana ny fetim-pirenena malagasy. Continuer la lecture
STARTIMES : Mampita mivantana ny Coupe du monde des Clubs 2025 hatrany amin’ireo tanàna tsy misy herinaratra sy ahitana fahatapahan-jiro
Mpiara-miasa ofisialy amin’ny federasiona iraisam-pirenena misahana ny baolina kitra (FIFA) ny Startimes mandritra ny « Coupe du monde des Clubs 2025 ». Continuer la lecture
FAPBM : 20 taona namatsiana vola an’ireo faritra arovana ho fiarovana ireo karazanjavamanaina
Feno 20 taona amin’ity taona 2025 ity ny FAPBM na « Fondation pour les Aires Protégées et de la Biodiversité de Madagascar » amin’ny fiarovana ny karazanjavamananina ao amin’ny faritra arovana. Continuer la lecture
PROMOTION FETE NATIONALE CHEZ BAOLAI
A l’approche de la fin de ce mois ci, l’ambiance est festive. Dans ce contexte, la société « Baolai » sise à Soarano, Analakely et Bazar – be Toamasina, popose au public une multitude d’offres alléchantes. Continuer la lecture
MVOLA: Manamora ny fikirakirana tolotra ara-bola ny fisian’ny PoP eny Analakely sy Sabotsy Namehana
Nanokatra Points of Presence (PoP) vaovao miisa roa, eny Analakely sy Sabotsy Namehan, ny Mvola. Mba hamahana ny filàn’ny Malagasy amin’ny serivisy ara-bola akaiky, haingana ary azo antoka, MVola no anton’izany. Continuer la lecture
DOUDOU : Mangataka ny FFKM hifanome-tanana amin’ny ady amin’ny maizina
« Tsy vitanay irery ity ady amin’ny fanahy mpanimba ny fiainan’ny malagasy ity ». RATOLOJANAHARY na Doudou, mpana politika. Continuer la lecture
TANTARA ARA-TOEKAREN’I MADAGASIKARA: “Mila fantarina izay nitranga tany aloha fa sarotra ny mandroso raha mijanona eo amin’ny toeran’ny mpamorona mandrakariva”
“Rehefa tsy mahafantatra ny tantaram-pirenena dia tsy afaka manapakevitra satria tsy mahafantatra izay nitranga teo aloha fa tahaka mamorona hatrany”, hoy i Helihanta Rajaonarison, tomponandraikitry ny sampam-piofanana tantara any amin’ny oniverisiten’Antananarivo. Continuer la lecture
DOUDOU : Ady ara-panahy ny famahana ny olana mahazo ny malagasy
Niova ny fijery i Maharavo RATOLOJANAHARY, mpanao politika. Continuer la lecture





















