Nanavotra ain’olona marobe. Mankalaza ny faha-100 nahitana ny “insuline” – fanafody hitsaboana ireo diabetika, ny Centre Médical Marie Stella Analamahitsy. Continuer la lecture
Catégorie Actus
FIKIRAKIRANA VOLA: Mamaly ny filàn’ny mpanjifa ny fiarahamiasa eo amin’ny Orange Money sy Société Générale Madagasikara
Azo antoka, tsy mila mivezivezy ary amin’ny fotoana rehetra. Ireo no tanjon’ny fiarahamiasa eo amin’ny Orange Money sy ny Société Générale Madagasikara. Continuer la lecture
SOMMET UA-UE : L’Union Européenne renforce sa coopération avec l’Afrique en matière de migration et de mobilité
Après deux reports-en 2020 et 2021, le sixième sommet de l’Union Africaine et l’Union Européenne (sommet UA-UE) s’est tenu à Bruxelles, en Belgique. La cérémonie d’ouverture officielle s’est déroulée ce jeudi 17 février 2022. Continuer la lecture
TRANOKALAN’NY OJM : Manampy ny rehetra ahafantatra ireo mpanao gazety eto Madagasikara
Manaraka ny fivoaran’ny teknolojia. Nampahafantarina ny 11 Febroary 2022 tetsy Anosy ny fitsanganan’ny tranokalan’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara (OJM) www.ojm.mg . Continuer la lecture
AIDE D’URGENCE SUITE AU PASSAGE DU CYCLONE BATSIRAI : Cinq experts de la protection civile de l’Union Européenne en mission à Madagascar
L’Union Européenne (UE) a répondu à l’appel du gouvernement malagasy pour venir en aide aux sinistrés après le passage du cyclone Ana et Batsirai. Continuer la lecture
« MOIS de L’AMOUR » : MITOHY NY PROMOTION CADEAU AO AMIN’NY BAOLAI.
Amin’ ny Vanimpotoana toy izao, dia maro ireo izay mihevitra an’ ity volana Febroary ity ho « mois de l’amour » araka ilay fomba fiteny malaza hoe ny « fitiavana no lehibe indrindra ».
Tsy diso anjara amin’ izany fankalazana izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Analakely, Soarano ary ao Bazar be Toamasina. « Maro isan-karazany ny entana lohalaharana amin ‘ ny kalitao ato aminay, izay azo ho hatao fanomezana tsara amin’ izao amin’ ny fetin ‘ ny « Saint – Valentin » hoavy izao.
Ary mbola mitohy hatrany ny « promotion-cadeau » amin’ ireo Smart Tv sy Télé Led « Jeyoo » sy « Hisense », misy manomboka 32″ hatramin’ ny 85 » (misy antoka 12 volana daholo), arakaraka ny fetran’ ny stock izay misy, hatramin 15 Febroary 2022 », hoy ny tompon’ andraikitra. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE: Niampy vary 13 taonina sy menaka 200 litatra ny vatsy hanampiana ireo traboina
Nanatitra fanampiana ho an’ireo traboina eto Antananarivo renivohitra vokatry ny oramikija tao amin’ny andro maromaro ny Orange Solidarité Madagascar. Continuer la lecture
AMBATOVY : Nanome tolo-tanana ny kaominina Antananarivo renivohitra
Ao anatin’ny ezaka fanampiana vonjitatra ireo traboina vokatry ny rotsakorana namely ny faritra maro teto Madagasikara, indrindra ny teto Andrenivohitra, dia nanolotra vary 10 taonina ho an’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) Ambatovy, ny Alakamisy 27 janoary 2022. Continuer la lecture
BNGRC : Manamora ny fanangonana ireo antontan-kevitra ny fanomezana avy amin’ny Orange Solidarité Madagascar
Mametraka fitokisana. Nanatitra fanampiana teny amin’ny Birao Nasionaly mitantana ny tandidon-doza sy ny loza (BNGRC) ny Orange Solidarité Madagascar ny 26 janoary 2022 teny Antanimora. Continuer la lecture
LE CFM EN DEUIL : Le Professeur ANDRIANASOLO Roger n’est plus
Le Conseil du Fampihavanana Malagasy CFM est en deuil. Le Professeur ANDRIANASOLO Roger, membre de cet organe d’Institution est décédé à Paris mardi 25 janvier 2022 à 19h00 (17h00 GMT) suite à une longue maladie.
Il fait partie des 11 membres nommés par le Président RAJAONARIMAMPIANINA au sein de cette entité, comme étant Conseiller du faritra DIANA. Par ailleurs, le Pr Andrianasolo Roger était à la tête du Ministère des Recherches Scientifiques sous le régime ZAFY Albert.
Le retour de la dépouille mortelle ainsi que l’acheminement du corps sur Ambilobe seront connus ultérieurement.
La Rédaction du journal Délire Madagascar présente ses sincères condoléances au CFM ainsi qu’à la famille de cet illustre fils de la province de Diego-Suarez.
Propos recueillis par Razaka Oliva
————————————————————————————————————————————
MISAONA NY CFM
Nodimandry ny Profesora ANDRIANASOLO Roger
Misaona ny Conseil du Fampihavanana Malagasy. Banga iray ny laharan’ny CFM faritany Diego-Suarez, faritra DIANA. Nodimandry tany Paris ny Profesora ANDRIANASOLO Roger ny talata 25 janoary 2022 tamy 7 ora hariva oran’i Madagasikara.
Anisan’ireo mpikambana 11 mianadahy notendren’ny Filoha Rajaonarimampianina eo anivon’ny CFM ny Profesora, misolotena ny faritra DIANA. Efa nitantana ny Ministeran’ny Fikarohana Siantifika izy fony Profesora ZAFY Albert nitantana ny Tany sy ny Fanjakana.
Hambara amy manaraka ny fahatongavan’ny razana eto an-tanindrazana sy ny fotoana handevenana any Ambilobe.
Maneho ny fiaraha-miory amy fianakaviana sy ny andrim-panjakana CFM ny gazety Délire Madagascar.
Nanangona Razaka Oliva





















