Hakan-kevitra ny fanitsiana ny làlana N°2021-016 ny 28 Oktobra 2021. Continuer la lecture
Catégorie Actus
AMBATOZAVAVY , NOSY BE : Notokanana ny faha-38 « Maison Digital » ho an’ny vehivavy
Tsy mitsahatra mitsinjo ny vehivavy. Notokanan’ny tale jeneralin’ny Orange Madagascar, Frédéric Debord sy ny filohan’ny Orange Soidarité Madagascar, Benja Arison ny 14 april 2022 ny « Maison Digital » ho an’ny vehivavy faha-38 ao Ambatozavavy, Nosy Be. Continuer la lecture
AMBATOVY SY NY CONSERVATION INTERNATIONAL : Vita sonia ny fanavaozana fiaraham-piara-miasa momba ny fiarovana ny alan’Ankerana.
Notanterahin’Ambatovy sy ny Conservation International ny 11 avrily 2022 teto Antananarivo ny fanaovan- tsonia ny fanavaozana ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny roa tonta momba ny fiarovana ny alan’Ankerana. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Nahazo wifiber , internet haingam-pandeha i Nosy Be sy Toamasina
Manaparitaka ny wifiber manerana ny nosy ny Orange Madagascar. Taorian’i Fianarantsoa dia tonga any Nosy Be sy Toamasina ny wifiber, internet aingam-pandehan’ny Orange Madagascar. Continuer la lecture
ADY TANY AO AMIN’NY LABANDY AO MAMPIKONY SY PORT BERGÉ : Miaina anaty fijaliana na ireo mponina mitsoaka any anaty ala na ireo mijanona an-tànana
Mizara roa ny fokonolona ao amin’ny fokontany folo (10) ao Mampikony sy Port Bergé faritra Sofia noho ny ady tany izay mitondra ny anarana hoe « Lot de colonisation Port Bergé, lot 41 » mirefy 3000 hektara. Ny ankilany miaraka amin’ny Cotona Real Estate milaza ho tompon’ny tany ary ny andaniny miady ny tany satria efa nanajary an-taonany maro. Lasa mitsoaka any anaty ala ny vatan-dehilahy nanajary ny lemak’ i «Labandy» noho ny fanenjehana azy ireo. Niharan’ny fandrahonana, vono, fandrobana fananana ireo mijanona ao an-tanana. Nopotehin’ ny traktera ampolony nalefan’ny milaza tompon’ny tany ny voly vary.
Toy ny any amin’ny tany miady. Zaza amam-behivavy sy beantitra sisa no mijanona ao an-tànana ary lasa any anaty ala kosa ireo lehilahy matanjaka vokatry ny ady tany misy eo amin’ny fokonolona nanajary ny tany sy ny orinasa Cotona Real Estate milaza fa tompon’ny «Labandy» ao Mampikony sy Port Bergé. Continuer la lecture
ASIEF: Efa mandeha ny fifaninanana isam-paritra ho an’ny taranja iombonana
Mazoto manao fanatanjahantena ny mpiasam-panjakana. Continuer la lecture
AEROPORT INTERNATIONAL D’ANTANANARIVO : Ravinala Airports a créé un marché artisanal
Le marché artisanal du nouveau terminal international de l’aéroport d’Antananarivo a été officiellement inauguré ce vendredi 8 avril 2022 par Madame Sophie Ratsiraka, Ministre de l’Artisanat et des Métiers, et Monsieur Roland Ranjatoelina, Ministre des Transports et de la Météorologie. Continuer la lecture
ORANGE SOLIDARITE: Sekoly miisa roa ao Fianarantsoa lasa sekoly nomerika
Nahazo fitaovana nomerika avy amin’ny Orange Madagascar tamin’ny alalan’ny fikambanana Orange Solidarité ny sekoly ambaratonga fototra (EPP) Andrainjato Centre sy ny sekoly Soanatao ao Manakanda Ambohimahasoa. Continuer la lecture
ORANGE MADAGASCAR : Tonga ao Fianarantsoa ny «Internet » haingam-pandeha « Wifiber »
Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon’ny ekipan’ny Orange Madagascar amin’ny fanapariahana ny « internet » haingam-pandeha « Wifiber ». Continuer la lecture
CENTRE DE FORMATION EN LANGUE CHINOISE (CFLC): Hanokatra sekoly ambony momba teny sinoa sy fizahantany
Feno valo taona ny Centre de Formation en Langue Chinoise (CFLC). Nankalaza izany ny sekoly ny 5 Aprily 2022 tetsy amin’ny foibeny Amparibe. Continuer la lecture





















